Fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[File:SkullFromTheFront.JPG|thumb|Ny [[karandoha]] olombelona dia ampiasaina ho toy ny fanoharana lehibe an' ny fahafatesana.]]
[[File:SkullFromTheFront.JPG|thumb|Ny [[karandoha]]<nowiki/>n'olombelona dia ampiasaina ho fanoharana lehibe an'ny fahafatesana.]]
Ny '''fahafatesana''' dia ny fitsaharan'ny [[aina]] na ny tsy fisian'ny aina intsony ao amin'ny [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] lazaina hoe "maty". Izany toetran'ny fahafatesana izany dia isehoan'ny tsy fiverenan'ny firindrana eo amin'ny fiasan'ny vatana izay tokony hoafa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns.
Ny '''fahafatesana''' dia ny fitsaharan'ny [[aina]] na ny tsy fisian'ny aina intsony ao amin'ny [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] lazaina hoe "maty". Izany toetran'ny fahafatesana izany dia isehoan'ny tsy fiverenan'ny firindrana eo amin'ny fiasan'ny vatana izay tokony hoafa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns.



Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Novambra 2019 à 08:17

Ny karandohan'olombelona dia ampiasaina ho fanoharana lehibe an'ny fahafatesana.

Ny fahafatesana dia ny fitsaharan'ny aina na ny tsy fisian'ny aina intsony ao amin'ny zavamananaina lazaina hoe "maty". Izany toetran'ny fahafatesana izany dia isehoan'ny tsy fiverenan'ny firindrana eo amin'ny fiasan'ny vatana izay tokony hoafa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns.

Eo amin'ny sela dia miseho amin'ny alalan'ny fijanonan'ny anjara asa fototra sahanin'ny sela ny fahafatesana. Ao amin'ny zavamananaina maro sela dia mety vokatry ny fahasimban'ny sela izay mitarika amin'ny fahafatesan-tsela aloham-potoana izany, na vokatry ny famerana, na voalahatra mialoha ka miteraka ny famonoan-tenan'ny sela manoloana fisehon-javatra iray mibaiko izany.

Eo amin'ny olombelona kosa, ny fijanonan'ny fo tsy mitepo maharitra alohan'ny hihetsehana indray dia mampametraka fanontaniana ny amin'ny fetra na ny tetezamita eo amin'ny fiainana sy ny fahafatesana. Manoloana io fanontaniana io dia mihevitra ny Fikambanana maneran-tany momba ny fahasalaman'ny biby fa ny fahafatesana dia "ny fanjavonana tsy mifodin'ny fiasan'ny atidoha abaribarin'ny fahaverezan'ny fihetsika hoazy ao amin'ny fototry ny atidoha": ity fikambanana ity dia mamaritra ny fahafatesana ho fahafatesan'ny atidoha, fa tsy fitsaharan'ny fitepon'ny fo sy ny fitsaharan'ny fikorianan'ny ra.