Laharan-jara hasina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fangitra ara-jeografia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''laharan-jara hasina''' dia [[fangitra]] ara-jeografia maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana amin'ny teboka amin'ny [[Tany]] na ny [[Volana]] na ny [[planeta]] na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika an'eritreritra mampitohyny [[Tendrontany Atsimo|tendro atsimo]] sy ny [[Tendrontany Avaratra|tendro avaratra]] ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto amin'ny Tany dia ny an'i [[Greenwich]] (0°).
Ny '''laharan-jara hasina''' dia [[fangitra ara-jeografia]] maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana amin'ny teboka amin'ny [[Tany]] na ny [[Volana]] na ny [[planeta]] na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika an'eritreritra mampitohyny [[Tendrontany Atsimo|tendro atsimo]] sy ny [[Tendrontany Avaratra|tendro avaratra]] ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto amin'ny Tany dia ny an'i [[Greenwich]] (0°).


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Novambra 2019 à 09:47

Ny laharan-jara hasina dia fangitra ara-jeografia maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana amin'ny teboka amin'ny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika an'eritreritra mampitohyny tendro atsimo sy ny tendro avaratra ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto amin'ny Tany dia ny an'i Greenwich (0°).

Jereo koa