Sokota: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-9: | Andalana faha-9: | ||
* [[Tetiandro hebreo]] |
* [[Tetiandro hebreo]] |
||
* Fetim-pivavahana jiosy: ''[[Rosh ha-Shana]]'' ("fiantombohan'ny taona") |
* Fetim-pivavahana jiosy: ''[[Rosh ha-Shana]]'' ("fiantombohan'ny taona"); ''[[Yom Kippur]]'' ("andron'ny famelan-keloka"); '''''Sukkot''''' ("fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); ''[[Shemini Atseret|Shemini]] Atseret'' ("valo andro fivoriana"); ''[[Sim'hat Torah|Simkhat Torah]]'' ("hafaliana ny amin'ny Lalàna"); ''[[Khanukka]]'' ("fetin'ny fanorenana"); ''[[Tu bi-Shevat]]'' ("dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); ''[[Purim]]''; ''[[Pesakh]]'' (Paska jiosy); ''[[Shavuot]]''("herinandro"). |
Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Novambra 2019 à 08:26
Ny Sokota na Fetin'ny Tebernakely na Fetin'ny Tranolay dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny Zanak'i Isiraely tamin'ny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona. Ankalazaina manomboka amin'y 15 hatramin'ny 21 na 22 Tishri ny Sukkot.
Amin'ny teny hebreo dia atao hoe חַג הַסֻּכּוֹת / Hag ha-Sukkot izay midika hoe "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely" io fety io.
Jereo koa
- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan'ny taona"); Yom Kippur ("andron'ny famelan-keloka"); Sukkot ("fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin'ny Lalàna"); Khanukka ("fetin'ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot("herinandro").