Porima: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:
[[Sary:Fazuelos sephradic.jpg|vignette|Deblas]]
[[Sary:Fazuelos sephradic.jpg|vignette|Deblas]]
[[Sary:Homemade hamantaschen2.jpg|vignette|Sofin'i Hamàna]]
[[Sary:Homemade hamantaschen2.jpg|vignette|Sofin'i Hamàna]]
Maro ireo fombafomba amam-panao natovona an'ireo fomba efa voasoratra ao amin'ny Bokin'i Estera sy andidian'ny olon-kendrin'ny Mishna, indrindra ny amin'ny sakafo, ka isan'izany ilay nahandro antsoina amin'ny [[teny hebreo]] hoe אוזן המן / ''ozen Haman'' (izay midika hoe "sofin'i Hamana") na amin'ny [[teny idisy]] hoe המן טאש / H''amantaschen'' (izay midika hoe "paosin'i Hamana") na דבלאס / ''deblas'' ary ny fanehoam-piravoravoana sy ny fampiasana zavamaneno mikorintsana amin'ny fanononana ny anaran'i Hamana.
Maro ireo fombafomba amam-panao natovona an'ireo fomba efa voasoratra ao amin'ny Bokin'i Estera sy andidian'ny olon-kendrin'ny Mishna, indrindra ny amin'ny sakafo, ka isan'izany ilay nahandro antsoina amin'ny [[teny hebreo]] hoe אוזן המן / ''ozen Haman'' (izay midika hoe "sofin'i Hamana") na amin'ny [[teny idisy]] hoe המן טאש / ''Hamantashen'' (izay midika hoe "paosin'i Hamana") na דבלאס / ''deblas'' ary ny fanehoam-piravoravoana sy ny fampiasana zavamaneno mikorintsana amin'ny fanononana ny anaran'i Hamana.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==


* [[Tetiandro hebreo]]
* [[Paska jiosy]] (''Pesa'h'')


* Fetim-pivavahana jiosy: ''[[Rosh ha-Shana]]'' ("fiantombohan'ny taona") ; ''[[Yom Kippur]]'' ("andron'ny famelan-keloka") ; ''[[Sukkot]]'' ("fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); ''[[Shemini Atseret|Shemini]] Atseret'' ("valo andro fivoriana"); ''[[Sim'hat Torah|Simkhat Torah]]'' ("hafaliana ny amin'ny Lalàna"); ''[[Khanukka]]'' ("fetin'ny fanorenana"); ''[[Tu bi-Shevat]]'' ("dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); ''[[Purim]]'' ; ''[[Pesakh]]'' (Paska jiosy); ''[[Shavuot]]''("herinandro").
* [[Pentekosta jiosy]] (''Shavuot'')

* [[Tetiandro hebreo]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Novambra 2019 à 08:14

Ny fandresen'i Mordekay, sary nataon'i Pieter Pietersz Lastman, taona 1624.

Ny Porima dia fety jiosy avy amin'ny Baiboly sady naorin'ireo Raby izay ahatsiarovana ny zava-niseho tantaraina ao amin'ny Bokin'i Estera, dia tsy inona fa ny fanafahana mahagaga ny Jiosy tamin'ny fandringanana nokononkononin'i Hamana ilay Agadita tao amin'ny Empira persiana tamin'ny fotona nanjakan'i Ahasoerosy na Asoerosy (na Kserksesy I). Ankalazaina isan-taona amin'ny faha-14n'ny volana Adara izany amin'ny tetiandro hebreo, izay mifandrify amin'ny tenantenan'ny volana Febroary na Marsa ao amin'ny tetiandro gregoriana.

Deblas
Sofin'i Hamàna

Maro ireo fombafomba amam-panao natovona an'ireo fomba efa voasoratra ao amin'ny Bokin'i Estera sy andidian'ny olon-kendrin'ny Mishna, indrindra ny amin'ny sakafo, ka isan'izany ilay nahandro antsoina amin'ny teny hebreo hoe אוזן המן / ozen Haman (izay midika hoe "sofin'i Hamana") na amin'ny teny idisy hoe המן טאש / Hamantashen (izay midika hoe "paosin'i Hamana") na דבלאס / deblas ary ny fanehoam-piravoravoana sy ny fampiasana zavamaneno mikorintsana amin'ny fanononana ny anaran'i Hamana.

Jereo koa