Sokota: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8: Andalana faha-8:


* [[Tetiandro hebreo]]
* [[Tetiandro hebreo]]

* Fetim-pivavahana jiosy: ''[[Rosh ha-Shana]]'' ("fiantombohan'ny taona") ; ''[[Yom Kippur]]'' ("andron'ny famelan-keloka") ; ''[[Sukkot]]'' ("fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); ''[[Shemini Atseret|Shemini]] Atseret'' ("valo andro fivoriana"); ''[[Sim'hat Torah|Simkhat Torah]]'' ("hafaliana ny amin'ny Lalàna"); ''[[Khanukka]]'' ("fetin'ny fanorenana"); ''[[Tu bi-Shevat]]'' ("dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); ''[[Purim]]'' ; ''[[Pesakh]]'' (Paska jiosy); ''[[Shavuot]]''("herinandro").

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Novambra 2019 à 08:11

Ny Sokota na Fetin'ny Tebernakely na Fetin'ny Tranolay dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny Zanak'i Isiraely tamin'ny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona. Ankalazaina manomboka amin'y 15 hatramin'ny 21 na 22 Tishri ny Sukkot.

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe חַג הַסֻּכּוֹת / Hag ha-Sukkot izay midika hoe "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely" io fety io.

Jereo koa