Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
I [[Joela]] na [[Joela|Joely]] na [[Joela|Jôely]] dia iray [[mpaminan'i Israely]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nonina tao amin'ny [[Fokon'i Jodà|fokon'i Joda]] izy ka mety ho isan'io foko io. [[Jiosy]] velona taorian'ny [[Fahababoana tany Babilona]] izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i [[Ezekiela]]. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny [[Bokin'i Joela]].

== Ny anarany ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe יוֹאֵל / ''Yōʾēl'', izay midika hoe "''Yo'' dia Andriamanitra", i Joela na Jôely. Ny hoe ''Yo'' dia fanafohezana ny hoe ''Yahweh''.

== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Oktobra 2019 à 18:17

Ny mpaminany Joela, sary tamin'ny taojato faha-18.

I Joela na Joely na Jôely dia iray mpaminan'i Israely izay resahina ao amin'ny Baiboly. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. Jiosy velona taorian'ny Fahababoana tany Babilona izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Ezekiela. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny Bokin'i Joela.

Ny anarany

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe יוֹאֵל / Yōʾēl, izay midika hoe "Yo dia Andriamanitra", i Joela na Jôely. Ny hoe Yo dia fanafohezana ny hoe Yahweh.

Jereo koa

Mpaminany lehibe:

Mpaminany madinika