Elizabeta (renin' i Joany): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Champaigne visitation.jpg|vignette|362x362px|Famangian'i Maria an'i Elizabeta]]
I '''Elizabeta''' dia renin'i [[Joany mpanao batisa]] sady vadin'i [[Zakaria (rain'i Joany)|Zakaria]]. I Elizabeta dia resahina ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Evanjelin'i Lioka]] ao amin'ny toko voalohany. Vehivavy efa be taona izy, zanaky ny mpiray tampo izy sy i Maria, vadin'i Zakaria. Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe אֱלִישֶׁבַע / ''ʾĔlîšéḇaʿ'' na אֱלִישָׁבַע / ''ʾĔlîšāḇaʿ'' izay midika hoe "Nianiana ny Andriamanitro". Vakina hoe ''Elišévaʿ'' na ''Elišávaʿ'' io anarana io amin'ny teny hebreo ankehitriny. Amin'ny [[teny grika]] dia atao hoe Ἐλισάβετ / ''Elisabet'' izany. Amin'ny [[teny arabo]] dia atao hoe أليصابات / ''Alyassabat'' i Elizabeta.

Nanambara tamin'i Zakaria ny hiterahany zazalahy ny anjaly [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]/Gabriely, izany zaza izany no ho tonga mpaminany aty aoriana, dia i Joany Batista (na Jaona mpanao batisa).

Rehefa novangian'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] i Elizabeta (Lio. 1.39-56) dia niarahaba azy i Elizabeta ("Arahaba ry Maria ...") ary hira fiderana an'Andriamanitra i Maria kanivavaka. Ankalazain'ny Katolika indrindra izany vavaka izany. Milaza ny Evanjely fa tsy mpisorona fotsiny ihany i Zakaria, fa i Elizabeta koa dia mbola taranak'i [[Arona|Aarona]] (Lio. 1.5). Araka izany dia tokony ho taranak'i Aarona koa i Maria. Nanjary moana i Zakaria taorian'ny fanambaràn'ny anjely ka i Elizabeta no nilaza ny anaran'i Joany (Lio. 1.60-64).
Rehefa novangian'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]], izay bevohoka an'i [[Jesoa]] koa, i Elizabeta (Lio. 1.39-56) dia niarahaba azy i Elizabeta ("Arahaba ry Maria ...") ary nanao hira fiderana an'Andriamanitra i Maria kanivavaka. Milaza ny Evanjely fa tsy mpisorona fotsiny ihany i Zakaria, fa i Elizabeta koa dia mbola taranak'i [[Arona|Aarona]] (Lio. 1.5). Araka izany dia tokony ho taranak'i Aarona koa i Maria. Nanjary moana i Zakaria taorian'ny fanambaràn'ny anjely ka i Elizabeta no nilaza ny anaran'i Joany (Lio. 1.60-64).

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Oktobra 2019 à 11:42

Famangian'i Maria an'i Elizabeta

I Elizabeta dia renin'i Joany mpanao batisa sady vadin'i Zakaria. I Elizabeta dia resahina ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Evanjelin'i Lioka ao amin'ny toko voalohany. Vehivavy efa be taona izy, zanaky ny mpiray tampo izy sy i Maria, vadin'i Zakaria. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֱלִישֶׁבַע / ʾĔlîšéḇaʿ na אֱלִישָׁבַע / ʾĔlîšāḇaʿ izay midika hoe "Nianiana ny Andriamanitro". Vakina hoe Elišévaʿ na Elišávaʿ io anarana io amin'ny teny hebreo ankehitriny. Amin'ny teny grika dia atao hoe Ἐλισάβετ / Elisabet izany. Amin'ny teny arabo dia atao hoe أليصابات / Alyassabat i Elizabeta.

Nanambara tamin'i Zakaria ny hiterahany zazalahy ny anjaly Gabriela/Gabriely, izany zaza izany no ho tonga mpaminany aty aoriana, dia i Joany Batista (na Jaona mpanao batisa).

Rehefa novangian'i Maria, izay bevohoka an'i Jesoa koa, i Elizabeta (Lio. 1.39-56) dia niarahaba azy i Elizabeta ("Arahaba ry Maria ...") ary nanao hira fiderana an'Andriamanitra i Maria kanivavaka. Milaza ny Evanjely fa tsy mpisorona fotsiny ihany i Zakaria, fa i Elizabeta koa dia mbola taranak'i Aarona (Lio. 1.5). Araka izany dia tokony ho taranak'i Aarona koa i Maria. Nanjary moana i Zakaria taorian'ny fanambaràn'ny anjely ka i Elizabeta no nilaza ny anaran'i Joany (Lio. 1.60-64).