Kônsily tao Efesôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'ny fiangonana kristiana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Konsily tao Efeso''' na '''Konsily tao Efesosy''' na '''Konsily tao Efezy''' dia konsily ekiomenika fahatelo teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana natao tamin'ny taona 431 tao [[Efeso]] (na Efesosy na Efezy). Izany konsily izany no nanapahana ny maha [[Renin'Andriamanitra]] (gr.: ''Theotokos'') an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Nivoaka noho izany ny [[Fanekem-pinoan'i Efeso]]. Nanambara ny maha tokana tsy mizara an'i Kristy hatrany am-bohoka ny konsily sady niantso an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] hoe ''[[Theotokos]]''("Renin'Andriamanitra"), izany hoe renin'ilay Andriamanitra ara-natiora. Nohelohiny ny fampianaran'i Nestoriosy, patriarkan'i Konstantinopoly izay nampianatra (mba tsy hampifangaroana ny olona atao hoe [[Jesosy]] sy ny Logos izay an'Andriamanitra) fa i Maria Virjiny dia tsy niteraka afa-tsy olombelona izay manana fifamatorana tsy azo foanana amin'ny ''Logos''n'Andriamanitra. I Nestoriosy mantsy dia nampianatra fa miara-misy ireo natioran'i Kristy roa ireo nefa misaraka. I Kirilosy avy any Aleksandria dia nandray anjara mavitrika tamin'ny fanapahan-kevitra tamin'io konsily io. Nitsipaka io fanapahan-kevitry ny konsily io ireo Fiangonana nestoriana sady nisaraka tamin'ny Fiangonan'ny Empira.
Ny '''Konsily tao Efeso''' na '''Konsily tao Efesosy''' na '''Konsily tao Efezy''' dia konsily ekiomenika fahatelo teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana natao tamin'ny taona 431 tao [[Efeso]] (na Efesosy na Efezy). Izany konsily izany no nanapahana ny maha [[Renin'Andriamanitra]] (gr.: ''Theotokos'') an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Nivoaka noho izany ny [[Fiekem-pinoan'i Efezy]]. Nanambara ny maha tokana tsy mizara an'i Kristy hatrany am-bohoka ny konsily sady niantso an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] hoe ''[[Theotokos]]''("Renin'Andriamanitra"), izany hoe renin'ilay Andriamanitra ara-natiora. Nohelohiny ny fampianaran'i [[Nestoriosy]], patriarkan'i Konstantinopoly izay nampianatra (mba tsy hampifangaroana ny olona atao hoe [[Jesosy]] sy ny Logos izay an'Andriamanitra) fa i Maria Virjiny dia tsy niteraka afa-tsy olombelona izay manana fifamatorana tsy azo foanana amin'ny ''Logos''n'Andriamanitra. I Nestoriosy mantsy dia nampianatra fa miara-misy ireo natioran'i Kristy roa ireo nefa misaraka. I [[Kirilosy avy any Aleksandria]] dia nandray anjara mavitrika tamin'ny fanapahan-kevitra tamin'io konsily io. Nitsipaka io fanapahan-kevitry ny konsily io ireo [[Fiangonana nestoriana]] sady nisaraka tamin'ny Fiangonan'ny Empira.


Tsy eken'ny Protestanta ny fiantsoana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra. Nitsipahana ny [[nestorianisma]] koa izany.
Tsy eken'ny Protestanta ny fiantsoana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra. Nitsipahana ny [[nestorianisma]] koa izany.

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Oktobra 2019 à 15:08

Ny Konsily tao Efeso na Konsily tao Efesosy na Konsily tao Efezy dia konsily ekiomenika fahatelo teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana natao tamin'ny taona 431 tao Efeso (na Efesosy na Efezy). Izany konsily izany no nanapahana ny maha Renin'Andriamanitra (gr.: Theotokos) an'i Maria. Nivoaka noho izany ny Fiekem-pinoan'i Efezy. Nanambara ny maha tokana tsy mizara an'i Kristy hatrany am-bohoka ny konsily sady niantso an'i Maria hoe Theotokos("Renin'Andriamanitra"), izany hoe renin'ilay Andriamanitra ara-natiora. Nohelohiny ny fampianaran'i Nestoriosy, patriarkan'i Konstantinopoly izay nampianatra (mba tsy hampifangaroana ny olona atao hoe Jesosy sy ny Logos izay an'Andriamanitra) fa i Maria Virjiny dia tsy niteraka afa-tsy olombelona izay manana fifamatorana tsy azo foanana amin'ny Logosn'Andriamanitra. I Nestoriosy mantsy dia nampianatra fa miara-misy ireo natioran'i Kristy roa ireo nefa misaraka. I Kirilosy avy any Aleksandria dia nandray anjara mavitrika tamin'ny fanapahan-kevitra tamin'io konsily io. Nitsipaka io fanapahan-kevitry ny konsily io ireo Fiangonana nestoriana sady nisaraka tamin'ny Fiangonan'ny Empira.

Tsy eken'ny Protestanta ny fiantsoana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra. Nitsipahana ny nestorianisma koa izany.