Rainay any an-danitra : Fahasamihafan'ny versiona roa

Aller à la navigation Aller à la recherche
Nanitatra
(Sora-matevina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
(Nanitatra)
[[Sary:Frescoangelico100216.jpg|vignette|''Toriteny teo an-tendrombohitra,'' nataon’i Fra Angelico, taona 1437-1445|327x327px]]
Ny [[Rainay any an-danitra|'''Rainay''' '''any''' '''an-danitra''']] na [[Rainay any an-danitra|'''Hataky''' '''ny''' '''Tompo''']] na [[Rainay any an-danitra|'''Vavaka''' '''nampianarin'ny''' '''Tompo''']] na '''Fivavahan'ny Tompontsika''' dia vavaka nampianarin'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] ireo mpianany araka ny voasoratra ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]].

== Ny Rainay any an-danitra amin'ny fiteny vitsivitsy ==
Ity ny '''{{BASEPAGENAME}}''' voadika amin'ny fiteny maro.

=== Fiteny grika orijinaly ===
==== Grika Tsotra ====
Πάτερ ἡμῶν ὁ ἐν τοῖς οὐρανοῖς·

ἁγιασθήτω τὸ ὄνομά σου·

Ὅτι σοῦ ἐστιν ἡ βασιλεία καὶ ἡ δύναμις καὶ ἡ δόξα εἰς τοὺς αἰῶνας. ἀμήν.

==== Grika Latina ====
Páter hēmõn ho en toĩs ouranoĩs·

hagiasthḗtō tò ónomá sou·

mā xitēchmomaquīxtilli

in īhuīcpa in ahmō cualli.

Mā iuh mochīhua.

=== Amin'ny teny malagasy ===

==== Dikan-teny protestanta ====
Rainay Izay any an-danitra,

Hohamasinina anie ny anaranao.

Ho tonga anie ny fanjakanao.

Hatao anie ny sitraponao

Ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.

Ary mamelà ny helokay

Tahaka ny namelanay izay meloka taminay.

Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy,

Fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Fa Anao ny fanjakana sy ny hery

Ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.

==== Dikan-teny katolika ====
Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny anaranao,

ho tonga anie ny fanjakanao,

ho tanteraka anie ny sitraponao

ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro,

avelao ny fahotanay

tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay,

aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin’ny ratsy.

(Fa anao ny fanjakana sy ny hery

ary ny voninahitra mandrakizay). Amen.

== Ny Rainay any an-danitra araka ny Evanjely ==
25 198

modifications

Meny fitetezana