Seleokosy II Kalinikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanamarihana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-4: Andalana faha-4:
Tsy afaka nisakana an'ny [[farao]] Ptolemeosy III izay nitsofoka tao Siria sy i [[Mesopotamia]] i Seleokosy II nandritra ny ady fahatelo tao Siria izay naharitra hatramin'ny taona 246 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 241 tal. J.K. Nomeny fahaleovan-tena ny Baktriana<ref><small>Ny Baktriana dia vahoaka tao Baktria (grika: ''Βακτριανὴ'' / ''Baktrianê''), faritra misabaka eo anelanelan'i Afganistàna sy i Tadjikistàna ary i Ozbekistàna.</small></ref> sy ny Partiana (na Parta)<ref><small>Ny Partiana na Parta dia vahoaka empiran'i Partia izay nanana ny renivohitny tao amin'ny faritra avaratra atsinanan'i [[Iràna]] ankehitriny, tsy voafetran'io faritra io ilay empira fa nihoatra azy lavitra.</small> <br /></ref> tao atsinanana ary lasan'ny rahalahiny Antiokosy Hieraksa ny taniny tany [[Azia Minora]].

Maro ny korontana izay tsy maintsy nalaminy ka isan'izany ny tany amin'ny faritra andrefana izay nisakana azy tsy hanohy ny fanitarany ny fanjakany. Nampamonoiny ny vadiny Stratonike II izay nikononkonona ny hamono azy. Nianjera avy eny ambony soavaly izy tamin'ny taona 226 tal J.K. ka maty ary ny zanany [[Seleokosy III Sotera|Seleokosy III]] no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.

== Jereo koa ==

* [[Seleokosy I Nikatora]], i [[Antiokosy I Sotera]], i [[Antiokosy II Teosy]], i [[Seleokosy II Kalinikosy]], i [[Antiokosy III Megasy]] ary i [[Antiokosy IV Epifanesy]].

== Loharano sy fanamarihana ==
== Loharano sy fanamarihana ==

Endrika tamin'ity 7 Oktobra 2019 à 13:10 ity

Vola amin'ny anaran'i Seleokosy II Kalinikosy

I Seleokosy II Kalinikosy dia mpanjaka seleokida nanapaka tamin'ny taona 247 hatramin'ny 226 tal. J.K. Teraka tamin'ny taona 265 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 226 tal. J.K. I Antiokosy II Teosy no rainy ary i Laodike I no reniny. Nanambady an'i Laodike II izy dia niteraka zaza dimy ka isan'izany i Antiokisy (vehivavy) sy i Seleokosy III Sotera ary i Antiokosy III Lehibe.

Tsy afaka nisakana an'ny farao Ptolemeosy III izay nitsofoka tao Siria sy i Mesopotamia i Seleokosy II nandritra ny ady fahatelo tao Siria izay naharitra hatramin'ny taona 246 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 241 tal. J.K. Nomeny fahaleovan-tena ny Baktriana[1] sy ny Partiana (na Parta)[2] tao atsinanana ary lasan'ny rahalahiny Antiokosy Hieraksa ny taniny tany Azia Minora.

Maro ny korontana izay tsy maintsy nalaminy ka isan'izany ny tany amin'ny faritra andrefana izay nisakana azy tsy hanohy ny fanitarany ny fanjakany. Nampamonoiny ny vadiny Stratonike II izay nikononkonona ny hamono azy. Nianjera avy eny ambony soavaly izy tamin'ny taona 226 tal J.K. ka maty ary ny zanany Seleokosy III no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. Ny Baktriana dia vahoaka tao Baktria (grika: Βακτριανὴ / Baktrianê), faritra misabaka eo anelanelan'i Afganistàna sy i Tadjikistàna ary i Ozbekistàna.
  2. Ny Partiana na Parta dia vahoaka empiran'i Partia izay nanana ny renivohitny tao amin'ny faritra avaratra atsinanan'i Iràna ankehitriny, tsy voafetran'io faritra io ilay empira fa nihoatra azy lavitra.