2 689
modifications
Aucun résumé des modifications |
k (Tsipelina) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
}}
Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n' [[Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isam-piteny any Irana), any [[Afganistana]] (16 tapitrisa), any [[Tajikistana]], any Bahrein ary any [[Ozbekistana]] (foko tajik). Manana satana teny ofisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny isa tontalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny gropin'ny fiteny indo-eoropeana ao amin'ny ratsana indo-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafin'ny volana na amin'ny lafin'ny ara-drafi-peo. Any Tajikistana (sy any Ozbekistana, miteny
'''
== Jereo koa ==
|
modifications