Fanandroana malagasy : Fahasamihafan'ny versiona roa

Sauter à la navigation Sauter à la recherche
tsy misy ambangovangom-panovana
 
==== Talata ====
Andro fahenina ny [[Talata]]. Ny teny malagasy hoe ''Talata'' na ''Atalata'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الثلاثاء / ''ath-thulathā’.'' AminnyAmin'ny ankapobeny, amin'ny faritra maro eto Madagasikara dia tsy mety ny mamangy mana-manjo amin'ny andro Talata, araka ny finoan'ny Ntaolo malagasy. Andro tsara hivoahan'ny [[andriana]] na ny tafika ny andro Talata. Ataon'ny Ntaolo malagasy hoe " Talata gorobaka" ny andro Talata.
 
==== Alarobia ====
16 037

modifications

Meny fitetezana