Peka (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
I '''Peka''' na '''Fasea''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny dimy taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak'i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Pekahia]] (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana izy.
I '''Peka''' na '''Fasea''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny dimy taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak'i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Pekahia]] (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana izy.


Lasa ambany fifehezan'i Rezona II mpanjakan'i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an'i [[Ahaza]] (na Akaza) mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin'i Teglata-Falasara mpanjakan'i Asiria i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an'i Teglata-Falasara ny volamena tao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho takalon'izany. Azo tamin'i Peka ny tanànan'i Galaada (na Gileada) sy ny tanànan'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ary ny tanin'ny [[Fokon'i Naftaly|fokon'i Naftaly]] (na Neftaly) sady [[Fahababoana tany Asiria|nafindra tany Asiria]] ny vahoaka tamin'ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan'i Teglata-Falasara. Novonoin'i [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea) i Peka tamin'ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamono azy ity no andimby azy teo amin'ny fitondrana.
Lasa ambany fifehezan'i Rezona II mpanjakan'i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an'i [[Ahaza]] (na Akaza) [[mpanjakan'i Jodà]] izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin'i Teglata-Falasara mpanjakan'i [[Asiria]] i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an'i Teglata-Falasara ny volamena tao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho takalon'izany. Azo tamin'i Peka ny tanànan'i Galaada (na Gileada) sy ny tanànan'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ary ny tanin'ny [[Fokon'i Naftaly|fokon'i Naftaly]] (na Neftaly) sady [[Fahababoana tany Asiria|nafindra tany Asiria]] ny vahoaka tamin'ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan'i Teglata-Falasara. Novonoin'i [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea) i Peka tamin'ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamony ity no andimby azy teo amin'ny fitondrana.


Araka an'i William F. Bright dia nanjaka tamin'ny taona 748 hatramin'ny 732 tal. J.K. i Peka fa i Edwin R. Thiele kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin'ny 732 izany.
Araka an'i William F. Bright dia nanjaka tamin'ny taona 748 hatramin'ny 732 tal. J.K. i Peka fa i Edwin R. Thiele kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin'ny 732 izany.


== Ny anarany ==
Amin'ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] dia פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'' no anaran'i Peka.
Amin'ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] dia פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'' no anaran'i Peka.



Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Septambra 2019 à 14:33

I Peka na Fasea dia mpanjakan'i Israely nandritra ny dimy taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak'i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka Pekahia (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana izy.

Lasa ambany fifehezan'i Rezona II mpanjakan'i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an'i Ahaza (na Akaza) mpanjakan'i Jodà izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin'i Teglata-Falasara mpanjakan'i Asiria i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an'i Teglata-Falasara ny volamena tao amin'ny Tempoly ho takalon'izany. Azo tamin'i Peka ny tanànan'i Galaada (na Gileada) sy ny tanànan'i Galilea (na Galilia) ary ny tanin'ny fokon'i Naftaly (na Neftaly) sady nafindra tany Asiria ny vahoaka tamin'ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan'i Teglata-Falasara. Novonoin'i Hosea (na Osea) i Peka tamin'ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamony ity no andimby azy teo amin'ny fitondrana.

Araka an'i William F. Bright dia nanjaka tamin'ny taona 748 hatramin'ny 732 tal. J.K. i Peka fa i Edwin R. Thiele kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin'ny 732 izany.

Ny anarany

Amin'ny fiteny hebreo dia פֶּ֨קַח‎ / Peqaḥ no anaran'i Peka.

Jereo koa:

Mpanjakan'i Israely

Saoly - Isboseta - Davida - Solomona (na Salômôna) - Jeroboama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Omry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Okoziasa) - Jorama - Jeho - Joahaza (na Joakaza) - Joasy (na Joasa) - Jeroboama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hosea (na Osea).