Mpisorona jiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jodaisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''mpisorona''' dia mpitondra fivavahana ao amin'ny fivavahan'ny [[Israelita]] fahiny sy ny [[Jiosy]] izay natokana hanatanteraka ny fanompoana ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ka olona nofidina avy amin'ny taranak'i [[Aarona]] izy ireo raha hatao [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]] fa avy amin'ny [[fokon'i Levy]] kosa raha hatao mpisorona madinika. Izy ireo no misahana ny fanaovana sorona, ny fampianarana ny [[Lalàn'i Mosesy]] amin'ny vahoaka, ny fandaminana ny fotoam-pivavanana ao amin'ny Tempolin'i Jerosalema. Rehefa rava ny [[Tempoly Faharoa]] sy i Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. dia tsy nisy intsony ny mpisorona sy ny asam-pisoronana eo amin'ny fivavahana jiosy.
Ny '''mpisorona''' dia mpitondra fivavahana ao amin'ny fivavahan'ny [[Israelita]] fahiny sy ny [[Jiosy]] izay natokana hanatanteraka ny fanompoana ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ka olona nofidina avy amin'ny [[fokon'i Levy]] taranak'i [[Aarona]] izy ireo raha hatao [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]] fa avy amin'ny fokon'i Levy tsy taranak'i Aarona kosa raha hatao mpisorona madinika. Izy ireo no misahana ny fanaovana sorona, ny fampianarana ny [[Lalàn'i Mosesy]] amin'ny vahoaka, ny fandaminana ny fotoam-pivavanana ao amin'ny Tempolin'i Jerosalema ary ny fitsofan-drano ny vahoaka. Rehefa rava ny [[Tempoly Faharoa]] sy i Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. dia tsy nisy intsony ny mpisorona sy ny asam-pisoronana eo amin'ny fivavahana jiosy.

Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe כהן / ''kohen'' ny mpisorona, ka ny mpoisoronabe dia atao hoe כהן גדול / ''kohen gadol.''

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Aogositra 2019 à 08:47

Ny mpisorona dia mpitondra fivavahana ao amin'ny fivavahan'ny Israelita fahiny sy ny Jiosy izay natokana hanatanteraka ny fanompoana ao amin'ny Tempoly ka olona nofidina avy amin'ny fokon'i Levy taranak'i Aarona izy ireo raha hatao mpisoronabe fa avy amin'ny fokon'i Levy tsy taranak'i Aarona kosa raha hatao mpisorona madinika. Izy ireo no misahana ny fanaovana sorona, ny fampianarana ny Lalàn'i Mosesy amin'ny vahoaka, ny fandaminana ny fotoam-pivavanana ao amin'ny Tempolin'i Jerosalema ary ny fitsofan-drano ny vahoaka. Rehefa rava ny Tempoly Faharoa sy i Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. dia tsy nisy intsony ny mpisorona sy ny asam-pisoronana eo amin'ny fivavahana jiosy.

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe כהן / kohen ny mpisorona, ka ny mpoisoronabe dia atao hoe כהן גדול / kohen gadol.