Sokota: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
|||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
Ny ''''' |
Ny '''''Sokota''''' na '''Fetin'ny Tebernakely''' dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|Zanak'i Isiraely]] tamin'ny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona. Ankalazaina manomboka amin'y 15 hatramin'ny 21 na 22 ''[[Tisry (volana hebreo)|Tishri]]'' ny Sukkot. |
||
Amin'ny teny hebreo dia atao hoe חַג הַסֻּכּוֹת / ''Hag ha-Sukkot'' izay midika hoe "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely" io fety io. |
|||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Aogositra 2019 à 21:49
Ny Sokota na Fetin'ny Tebernakely dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny Zanak'i Isiraely tamin'ny nivoahany avy any Egipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona. Ankalazaina manomboka amin'y 15 hatramin'ny 21 na 22 Tishri ny Sukkot.
Amin'ny teny hebreo dia atao hoe חַג הַסֻּכּוֹת / Hag ha-Sukkot izay midika hoe "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely" io fety io.