Adara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Adara''' dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe אֲדָר / ''Adar'' io volana io.
Ny '''Adara''' dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe אֲדָר / ''Adar'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Febroary sy Marsa ka misy 29 andro.


Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.
Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Aogositra 2019 à 09:25

Ny Adara dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֲדָר / Adar io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Febroary sy Marsa ka misy 29 andro.

Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny Sevata ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.

Jereo koa