Adara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Adara''' dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.
Ny '''Adara''' dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe אֲדָר / ''''Adar'''' io volana io.
Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Aogositra 2019 à 09:11

Ny Adara dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֲדָר / 'Adar' io volana io.

Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny Sevata ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.

Jereo koa