Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''Nazoreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity von… » |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
Ny '''Nazoreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i [[Jesosy]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavanan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. |

== Jereo koa == |
|||
==== Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma ==== |
|||
* [[Sadoseo]] na Sadoseanina |
|||
* Fariseo na Farizianina |
|||
* [[Eseniana]] |
|||
* [[Sekta fahefatra (jodaisma)|Sekta fahefatra]] |
|||
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ==== |
|||
* [[Nazoreana]] na Nazareana |
|||
* [[Zelota]] |
|||
* [[Mpanoradalàna]] |
|||
* [[Ebionita]] |
|||
* [[Elkasaita]] |
|||
* [[Hasideana]] |
|||
* [[Boetosiana]] |
|||
* [[Jiosin'i Elefantina]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Aogositra 2019 à 12:59
Ny Nazoreana na Nazareana dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i Jesosy ho Mesia nefa manaja ny lalàm-pivavanan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe Ναζωραῖος / Nazôraios izy ireo amin'ny teny grika fa נוצרים / Notzrim amin'ny teny hebreo.
Jereo koa
Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma
- Sadoseo na Sadoseanina
- Fariseo na Farizianina
- Eseniana
- Sekta fahefatra