Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-6: Andalana faha-6:


=== Ny sonisma ===
=== Ny sonisma ===
Ny sonisma no sampana lehibe indrindra ao amin'ny finoana silamo izay ahitana ny 90%n'ny mpino silamo maneran-tany. Iray amin'ny sampana telo lehiben'ny finoana silamo ny sonisma. Miavaka amin'ireo sampana hafa ireo ny sonisma noho ny fomba fiheverany ny fivavahana. Matetika dia lazaina ho "Miozolmana ortodoksa" ny Sonita.
Ny [[sonisma]] no sampana lehibe indrindra ao amin'ny finoana silamo izay ahitana ny 90%n'ny mpino silamo maneran-tany. Iray amin'ny sampana telo lehiben'ny finoana silamo ny sonisma. Miavaka amin'ireo sampana hafa ireo ny sonisma noho ny fomba fiheverany ny fivavahana. Matetika dia lazaina ho "Miozolmana ortodoksa" ny Sonita.


=== Ny shiisma ===
=== Ny shiisma ===
Ny shiisma dia sampan'ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby an'i Mohamady. Ny Shiita dia 10% hatramin'ny 15%n'ny vakoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia monina ao [[Iràna]] sy [[Iràka]] ary ao Bareina. Shiita dia manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.
Ny [[shiisma]] dia sampan'ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby an'i Mohamady. Ny Shiita dia 10% hatramin'ny 15%n'ny vakoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia monina ao [[Iràna]] sy [[Iràka]] ary ao Bareina. Shiita dia manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.


=== Ny karijisma ===
=== Ny karijisma ===
Ny karijhisma dia sampan'ny finoana silamo izay teraka tamin'ny fanelanelanana natao tamin'i Ali sy i Mu'awiya raha avy nidy tao Siffin izy ireo tamin'ny taona 657. Atao hoe Karijita ny mpino silamo ao aminy.
Ny [[karijisma]] dia sampan'ny finoana silamo izay teraka tamin'ny fanelanelanana natao tamin'i Ali sy i Mu'awiya raha avy niady tao Siffin izy ireo tamin'ny taona 657. Atao hoe Karijita ny mpino silamo ao aminy.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Aogositra 2019 à 16:56

Ny Finoana silamo (amin'ny teny arabo: الإسلام / Alʾislām) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an' Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny Kor'any izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i Mohamady izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.

Ny sampana lehiben'ny fivavahana silamo

Mizara sampana telo lehibe ny fivavahana silamo, dia ny sonisma sy ny shiisma ary ny karijisma.

Ny sonisma

Ny sonisma no sampana lehibe indrindra ao amin'ny finoana silamo izay ahitana ny 90%n'ny mpino silamo maneran-tany. Iray amin'ny sampana telo lehiben'ny finoana silamo ny sonisma. Miavaka amin'ireo sampana hafa ireo ny sonisma noho ny fomba fiheverany ny fivavahana. Matetika dia lazaina ho "Miozolmana ortodoksa" ny Sonita.

Ny shiisma

Ny shiisma dia sampan'ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby an'i Mohamady. Ny Shiita dia 10% hatramin'ny 15%n'ny vakoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia monina ao Iràna sy Iràka ary ao Bareina. Shiita dia manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.

Ny karijisma

Ny karijisma dia sampan'ny finoana silamo izay teraka tamin'ny fanelanelanana natao tamin'i Ali sy i Mu'awiya raha avy niady tao Siffin izy ireo tamin'ny taona 657. Atao hoe Karijita ny mpino silamo ao aminy.

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.