Boky Ezra-Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-2: Andalana faha-2:


== Fisarahan'ilay boky ho roa ==
== Fisarahan'ilay boky ho roa ==
Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i [[Origenesy]] tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i [[Jerôma avy any Stridona|Hieronimo]] (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny [[Volgata]] (latina : ''Vulgata'')<ref name=":0" /> izay nanome anarana ny voalohany hoe ''Esdrasa I'' sy ny faharoa hoe ''Esdrasa II''. Tamin’ny [[Andro Antenantenany]] vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)<ref><small>Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). ''An Introduction to the Old Testament.'' Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.</small></ref>.
Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i [[Origenesy]] tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i [[Jerôma avy any Stridona|Hieronimo]] (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny [[Volgata]] (latina: ''Vulgata'')<ref name=":0" /> izay nanome anarana ny voalohany hoe ''Esdrasa I'' sy ny faharoa hoe ''Esdrasa II''. Tamin’ny [[Andro Antenantenany]] vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)<ref><small>Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). ''An Introduction to the Old Testament.'' Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.</small></ref>.


Loharano lehibe amin’ny fahalalana ny tantaran’ny [[Jiosy]] taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.
Loharano lehibe amin’ny fahalalana ny tantaran’ny [[Jiosy]] taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.

Endrika tamin'ity 19 Jolay 2019 à 13:06 ity

Ny Boky Ezra-Nehemia dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny Bokin'i Ezra sy ny Bokin'i Nehemia. Izany boky izany dia mirakitra ny tantaran’i Israely hatramin’ny andron’i Adama. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan’ny Baiboly hebreo amin'ny teny grika atao hoe Septoaginta (na Septanta). Voasaraka izy ireo tamin’ny taonjato voalohany[1].

Fisarahan'ilay boky ho roa[hanova | hanova ny fango]

Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i Origenesy tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i Hieronimo (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny Volgata (latina: Vulgata)[1] izay nanome anarana ny voalohany hoe Esdrasa I sy ny faharoa hoe Esdrasa II. Tamin’ny Andro Antenantenany vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny Tanakh (Baiboly hebreo)[2].

Loharano lehibe amin’ny fahalalana ny tantaran’ny Jiosy taorian’ny sesitany ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]

Loharano:[hanova | hanova ny fango]

  1. 1,0 et 1,1 Fensham, F. Charles, "The books of Ezra and Nehemiah" (Eerdmans, 1982) p.1
  2. Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). An Introduction to the Old Testament. Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.