Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:


Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa tatsinanana''']] na [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa katolika''']] izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa''']] dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny Kosily fito nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny konsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao Grisia (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i Mediteranea sy ao Afrika. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa maneran-tany.
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa tatsinanana''']] na [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa katolika''']] izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa''']] dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny [[Konsily fito|Kosily fito]] nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny konsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy ao [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa maneran-tany.


== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Jolay 2019 à 13:12

Ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana na Fiangonana ortodoksa katolika izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe Fiangonana ortodoksa dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny Kosily fito nifandimby izay atao hoe "Fiangonan'ny konsily fito" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao Eoropa Andrefana sy ao Grisia (na Gresy) ary ao Kaokazy. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i Mediteranea sy ao Afrika. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any Atsinanana Afovoany noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa maneran-tany.

Ireo fiangonana 14 mpiombona

  • Patriarkata ekiomenikan'i Konstantinopoly;
  • Fiangonana ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo;
  • Fiangonana ortodoksan'i Antiokia ao Siria sy ny Atsinanana manontolo;
  • Fiangonana ortodoksan'i Jerosalema ho an'i Israely sy Palestina sy Jordania ary Sinay;
  • Fiangonana ortodoksan'i Jeorjia;
  • Fiangonana ortodoksan'i Kiprosy;
  • Fiangonana ortodoksan'i Serbia;
  • Fiangonana ortodoksan'i Rosia;
  • Fiangonana ortodoksan'i Grisia;
  • Fiangonana ortodoksan'i Romania;
  • Fianginana ortodoksan'i Bolgaria;
  • Fiangonana ortodoksan'i Albania;
  • Fiangonana ortodoksan'i Polonia;
  • Fiangonana ortodoksan'i Tsekia sy Slovakia;
  • Fiangonana ortodoksan'i Okraina.

Ny Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara dia isan'ny Fiangonana ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo.

Jereo koa: