Fiteny geezy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Ethiopic genesis.jpg|vignette|397x397px|Ny Genesisy 29.11-16 amin'ny fiteny gezy tamin'ny taonjato faha-15.]]
[[Sary:Ethiopic genesis.jpg|vignette|397x397px|Ny Genesisy 29.11-16 amin'ny fiteny gezy tamin'ny taonjato faha-15.]]
Ny '''fiteny gezy''' na '''geezy''', izay atao hoe '''fiteny etiopiana tranainy''' na '''fiteny etiopiana klasika''' dia [[fiteny hamito-semitika]] ao amlin'ny fianakaviam-[[Fiteny semitika|piteny semita]] notetenina hatramin'ny taonjato faha-4 ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]] ary nipoitra avy ao amin'ireo faritra ao atsimon'i [[Eritrea]] sy ao avaratr'i [[Etiopia]]. Ny fiteny gezy dia fiteny ofisialin'ny Fanjakan'i Aksoma avy eo an'ny Fanjakan-dehiben'i Etiopia. Araka ny fanadihadiana tany aloha dia renin'ny ankamaroan'ny fiteny maro izy, nefa tsapa ankehitriny fa mitovy tantana amin'ireo fiteny ireo izay niara-nivoatra taminy izy. Soratana alin'ny abidim-baninteny gezy ny fiteny gezy. Atao hoe ግዕዝ / ge'ez io fiteny io fiteny io amin'ny fiteny gezy.
Ny '''fiteny gezy''' na '''geezy''', izay atao hoe '''fiteny etiopiana tranainy''' na '''fiteny etiopiana klasika''' dia [[fiteny hamito-semitika]] ao amlin'ny fianakaviam-[[Fiteny semitika|piteny semita]] notetenina hatramin'ny taonjato faha-4 ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]] ary nipoitra avy ao amin'ireo faritra ao atsimon'i [[Eritrea]] sy ao avaratr'i [[Etiopia]]. Ny fiteny gezy dia fiteny ofisialin'ny Fanjakan'i Aksoma avy eo an'ny Fanjakan-dehiben'i Etiopia. Araka ny fanadihadiana tany aloha dia renin'ny ankamaroan'ny fiteny maro izy, nefa tsapa ankehitriny fa mitovy tantana amin'ireo fiteny ireo izay niara-nivoatra taminy izy. Soratana amin'ny abidim-baninteny gezy ny fiteny gezy. Atao hoe ግዕዝ / ge'ez io fiteny io amin'ny fiteny gezy.

Ankehitriny dia fiteny fototra ampiasaina amin'ny [[litorjia]]<nowiki/>n'ny [[Fiangonana etiopiana ortodoksa teoahedo]] sy ny an'ny [[Fiangonana eritreana ortodoksa teoahedo]] ny fiteny gezy, isan'ireo mampiasa azy koa ny vahoaka jiosy [[Beta Israely]]. Ao Etiopia anefa dia ny [[Fiteny amharika|fiteny ahmarika]] (izay fiteny ifaneraseran'ny mponina ao Etiopia ankehitriny) sy any Eritrea ary ao amin'ny faritr'i Tigray any Etiopia, ny [[fiteny tigrinia]] sy ny fiteny hafa koa dia ampiasaina amin'ny fitorian-teny.

Ny fiteny tigrinia sy ny fiteny tigre dia mety manam-pifandraisana hentitra amin'ny fiteny gezy. Misy anefa ny mpahay teny sasany izay mihevitra fa ny fiteny gezy dia tsy nipoiran'ireo fiteny etiopiana ankehitriny fa nippoitra amin'ny sampana izay tafasaraka tany aloha kokoa tamin'ny fiteny tranainy izay tsy fantatra fa eritreretin'ny manampahaizana, ary mety azo heverina ho fiteny mitovy tantana sady mitovy fipoirana amin'ny fiteny tigrinia. Ny mpanampahaizana etiopiana ahitana an-dry Amsalu Akilu dia manantitra ny maha maro anisa kokoa ny anarana nolovana izay tsy niova fanonona sy soratana mitovy na amin'ny fiteny gezy na amin'ny fiteny ahmarika (ary koa amin'ny fiteny tigrinia, na dia vitsy kokoa aza izany).
Ny fiteny tigrinia sy ny fiteny tigre dia mety manam-pifandraisana hentitra amin'ny fiteny gezy. Misy anefa ny mpahay teny sasany izay mihevitra fa ny fiteny gezy dia tsy nipoiran'ireo fiteny etiopiana ankehitriny fa nipoitra amin'ny sampana izay tafasaraka tany aloha kokoa tamin'ny fiteny tranainy izay tsy fantatra fa eritreretin'ny manampahaizana, ary mety azo heverina ho fiteny mitovy tantana sady mitovy fipoirana amin'ny fiteny tigrinia. Ny mpanampahaizana etiopiana ahitana an-dry Amsalu Akilu dia manantitra ny maha maro anisa kokoa ny anarana nolovana izay tsy niova fanonona sy soratana mitovy na amin'ny fiteny gezy na amin'ny fiteny ahmarika (ary koa amin'ny fiteny tigrinia, na dia vitsy kokoa aza izany).

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Jiona 2019 à 18:21

Ny Genesisy 29.11-16 amin'ny fiteny gezy tamin'ny taonjato faha-15.

Ny fiteny gezy na geezy, izay atao hoe fiteny etiopiana tranainy na fiteny etiopiana klasika dia fiteny hamito-semitika ao amlin'ny fianakaviam-piteny semita notetenina hatramin'ny taonjato faha-4 ao amin'ny Tandrok'i Afrika ary nipoitra avy ao amin'ireo faritra ao atsimon'i Eritrea sy ao avaratr'i Etiopia. Ny fiteny gezy dia fiteny ofisialin'ny Fanjakan'i Aksoma avy eo an'ny Fanjakan-dehiben'i Etiopia. Araka ny fanadihadiana tany aloha dia renin'ny ankamaroan'ny fiteny maro izy, nefa tsapa ankehitriny fa mitovy tantana amin'ireo fiteny ireo izay niara-nivoatra taminy izy. Soratana amin'ny abidim-baninteny gezy ny fiteny gezy. Atao hoe ግዕዝ / ge'ez io fiteny io amin'ny fiteny gezy.

Ankehitriny dia fiteny fototra ampiasaina amin'ny litorjian'ny Fiangonana etiopiana ortodoksa teoahedo sy ny an'ny Fiangonana eritreana ortodoksa teoahedo ny fiteny gezy, isan'ireo mampiasa azy koa ny vahoaka jiosy Beta Israely. Ao Etiopia anefa dia ny fiteny ahmarika (izay fiteny ifaneraseran'ny mponina ao Etiopia ankehitriny) sy any Eritrea ary ao amin'ny faritr'i Tigray any Etiopia, ny fiteny tigrinia sy ny fiteny hafa koa dia ampiasaina amin'ny fitorian-teny.