Fiteny kôpta: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[fiteny kopta]] dia fiteny hamito-semitika avy amin'ny fiteny egiptiana tranainy izay avy amin'ny fiteny demotika sy grika tranainy. Izy no fiteny ampiasaina amin'ny fotoam-pivavahana ao amin'ny fiangonana kristiana ao Egipta atao hoe [[Kopta (mponina)|Kopta]] ihany koa. Avy amin'ny teny grika hoe Αἰγύπτιος / ''Aigúptios'' izay midika hoe "Egiptiana" ny teny koe ''kopta.'' miseho amin'ny endrika fitenim-paritra maro ny fiteny kopta ka isan'izany ny fitenim-paritra bohairika, ny sahidika, ny faiomika, ny oksirinkita (na egiptiana antenantenany), ny akmimika ary ny likopolitana (na sobakmimika). Ireo tahirin-tsoratra hita tao Nag Hammadi, ohatra, dia tamin'ny fiteny kopta sahidika tranainy.
Ny [[fiteny kopta|'''fiteny''' '''kopta''']] dia [[fiteny hamito-semitika]] avy amin'ny fiteny egiptiana tranainy izay avy amin'ny fiteny demotika sy grika tranainy. Izy no fiteny ampiasaina amin'ny fotoam-pivavahana ao amin'ny fiangonana kristiana ao Egipta atao hoe [[Kopta (mponina)|Kopta]] ihany koa. Avy amin'ny teny grika hoe Αἰγύπτιος / ''Aigúptios'' izay midika hoe "Egiptiana" ny teny koe ''kopta.'' miseho amin'ny endrika fitenim-paritra maro ny fiteny kopta ka isan'izany ny fitenim-paritra bohairika, ny sahidika, ny faiomika, ny oksirinkita (na egiptiana antenantenany), ny akmimika ary ny likopolitana (na sobakmimika). Ireo tahirin-tsoratra hita tao Nag Hammadi, ohatra, dia tamin'ny fiteny kopta sahidika tranainy.

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Jiona 2019 à 11:49

Ny fiteny kopta dia fiteny hamito-semitika avy amin'ny fiteny egiptiana tranainy izay avy amin'ny fiteny demotika sy grika tranainy. Izy no fiteny ampiasaina amin'ny fotoam-pivavahana ao amin'ny fiangonana kristiana ao Egipta atao hoe Kopta ihany koa. Avy amin'ny teny grika hoe Αἰγύπτιος / Aigúptios izay midika hoe "Egiptiana" ny teny koe kopta. miseho amin'ny endrika fitenim-paritra maro ny fiteny kopta ka isan'izany ny fitenim-paritra bohairika, ny sahidika, ny faiomika, ny oksirinkita (na egiptiana antenantenany), ny akmimika ary ny likopolitana (na sobakmimika). Ireo tahirin-tsoratra hita tao Nag Hammadi, ohatra, dia tamin'ny fiteny kopta sahidika tranainy.