Tetiandro egiptiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fotoana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''tetiandro egiptina''' tamin'ny [[Andro Taloha]] izay atao hoe '''tetiandro nilotika''' koa dia [[tetiandro manara-masoandro]]. Voatsinjara ho roa ambin'ny folo volana misy telopolo andro avy ao amin'ny fizaran-taona telo ny iray taona. Izao ireo fizaran-taona ireo: ''Akhet'' sy ''Peret'' ary ''Chemu''. Ireto kosa ny anaram-bolana: ''Thout'', ''Phaophi'', ''Athyr,'' ''Khoiak'' (ao amin'ny fizaran-taona Akhet); ''Tybi'', ''Mekhir'', ''Phaminoth'', ''Pharmouti'' (ao amin'ny fizaran-taona Peret); ''Pakhon'', ''Payni'', ''Epiphi'', ''Mésori'' (ao amin'ny fizaran-taona Chemu).
Ny '''tetiandro egiptiana''' tamin'ny [[Andro Taloha]] izay atao hoe '''tetiandro nilotika''' koa dia [[tetiandro manara-masoandro]]. Voatsinjara ho roa ambin'ny folo volana misy telopolo andro avy ao amin'ny fizaran-taona telo ny iray taona. Izao ireo fizaran-taona ireo: ''Akhet'' sy ''Peret'' ary ''Chemu''. Ireto kosa ny anaram-bolana: ''Thout'', ''Phaophi'', ''Athyr,'' ''Khoiak'' (ao amin'ny fizaran-taona Akhet); ''Tybi'', ''Mekhir'', ''Phaminoth'', ''Pharmouti'' (ao amin'ny fizaran-taona Peret); ''Pakhon'', ''Payni'', ''Epiphi'', ''Mésori'' (ao amin'ny fizaran-taona Chemu).


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Jiona 2019 à 11:03

Ny tetiandro egiptiana tamin'ny Andro Taloha izay atao hoe tetiandro nilotika koa dia tetiandro manara-masoandro. Voatsinjara ho roa ambin'ny folo volana misy telopolo andro avy ao amin'ny fizaran-taona telo ny iray taona. Izao ireo fizaran-taona ireo: Akhet sy Peret ary Chemu. Ireto kosa ny anaram-bolana: Thout, Phaophi, Athyr, Khoiak (ao amin'ny fizaran-taona Akhet); Tybi, Mekhir, Phaminoth, Pharmouti (ao amin'ny fizaran-taona Peret); Pakhon, Payni, Epiphi, Mésori (ao amin'ny fizaran-taona Chemu).

Jereo koa