Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Mosque.jpg|vignette|330x330px]]
[[Sary:Mosque.jpg|vignette|330x330px]]
Ny [[Finoana silamo]] (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny [[Kor'any]] izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (''Allah'', amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i [[Mohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.
Ny [[Finoana silamo|'''Finoana''' '''silamo''']] (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an' [[Andriamanitra]] tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny [[Kor'any]] izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (''Allah'', amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i [[Mohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Mey 2019 à 04:53

Ny Finoana silamo (amin'ny teny arabo: الإسلام / Alʾislām) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an' Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny Kor'any izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i Mohamady izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.