Tetiandro samaritana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fotoana sy ny fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tetiandro
Andalana faha-2: Andalana faha-2:

Tetiandro [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro|manara-bolana sy masoandro]] ny tetiandro samaritana ka sahalahala amin'ny tetiandro hebreo ka ahitana [[taona]] manara-masoandro sy [[Volana (fotoana)|volana]] manara-bolana ary [[herinandro]] misy fito [[andro]] (izay manomboka amin'ny [[Alahady]]).

== Ny volana ==

=== Anaram-bolana ===
Ny tetiandro samaritana dia manomboka ny volana amin'ny fifanandrifian'ny [[Volana]] amin'ny [[Masoandro]], fa tsy amin'ny fotoana ahatsinanan'ny Volana, tsy tahaka ny tetiandro jiosy. Satria maharitra 29,53 andro ny tsingerim-pihodinan'ny Volana, ny tetiandro samaritana, tahaka ny tetiandro jiosy, dia mampifandimby volana misy 29 andro amin'ny volana misy 30 andro.

Tsy toy ny tetiandro jiosy ny tetiandro samaritana ka tsy manome anarana ireo volana ao amin'ny taona fa ny laharany fotsiny, izay manomboka amin'ny 1 hatramin'ny 12 (na 13 arakaraka ny taona). Ny anaram-bolana jiosy mantsy dia avy amin'ny anaram-bolana asiro-babiloniana izay azon'izy ireo nandritra ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoanna tany Babilona]] izay nanomboka tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny Samaritana, izay tsy tratran'io fahababoana io, dia tsy nandray ny anaram-bolana assiro-babiloniana satria miorina amin'izay voasoratra ao amin'ny [[Pentateoka]], izay manonona ny volana amin'ny laharany (volana voalohany, volana faharoa, volana fahatelo, sns) fa tsy manome anarana azy ireo.

=== Isan'ny volana ao amin'ny taona ===
Ny taona manara-bolana ahitana roa ambin'ny folo volana dia misy 354,35 andro (12 × 29,53 andro) izay tsy inona fa ny fihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro. Latsaka 10,89 andro (365,25 – 354,36) isan-taona izany ny taona samariana raha mitaha amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro ka tokony ho fenoina izany amin'ny maha manara-bolana sy masoandro ny tetiandro samaritana.

Ny vahaolana amin'izany dia ny famaritana ireo taona misy 12 na 13 volana, araka ny tsingerin'i Metona. I Metona dia Grika niaina tamin'ny taona 433 tal. J.K. izay nahatsikaritra fa io 29,53 andro io ao anatin'ny 19 taona dia mampisy elanelana fito volana katroka. Ny tetiandro samaritana, toy ny an'ny Jiosy, dia mitsinjara ireo volana fito ireo ao anatin'ny faharetan'ny tsingerin'i Metona, ka mandahatra taona ahitana 12 na 13 volana.

Mandritra ny tsingerin'i Metona dia maharitra 13 volana ny 7 taona isanisany. Ao amin'ny tetiandro hebreo, ireo taona ireo dia ny taona faha-3, faha-6, faha-8, fah-11, faha-14, faha-17 ary faha-19 ao amin'ilay tsingerina, ny taona sisa dia taona tsotra ahitana 12 volana. Ao amin'ny tetiandro samaritana kosa dia tsy miseho amin'ny elanelam-potoana mitovy ny 7 taona fa raiketina amin'ny alalan'ny kajy miafina izay ataon'ireo mpitarika ny fivavahana samaritana. Araka ny lovatsofina samaritana dia i Adala no nampianarina an'io kajy io, izay atao hoe Ishban Kashta (izay midika hoe "ny tena kajy").

== Ny andro ==

=== Ny fanidana ny andro ===
<br />

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Aprily 2019 à 15:49

Ny tetiandro samaritana dia tetiandro ampiasain'ny vahoaka atao hoe Samaritana. Ny Samaritana dia milaza ny tenany ho taranaka ny Istaelita izay nonina tao amin'ny Fanjakan'i Israely avaratra izay resahina ao amin'ny Baiboly. Nisaraka tamin'ireo Jiosy izy ireo tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mampiasa ny Pentateoka (boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly) izy ireo, nefa ny fivavahana arahiny dia manana ny mampiavaka azy amin'ny jodaisma, ka isan'izany ny tetiandro ampiasain'izy ireo izay tsy mitovy amin'ny tetiandro jiosy.

Tetiandro manara-bolana sy masoandro ny tetiandro samaritana ka sahalahala amin'ny tetiandro hebreo ka ahitana taona manara-masoandro sy volana manara-bolana ary herinandro misy fito andro (izay manomboka amin'ny Alahady).

Ny volana

Anaram-bolana

Ny tetiandro samaritana dia manomboka ny volana amin'ny fifanandrifian'ny Volana amin'ny Masoandro, fa tsy amin'ny fotoana ahatsinanan'ny Volana, tsy tahaka ny tetiandro jiosy. Satria maharitra 29,53 andro ny tsingerim-pihodinan'ny Volana, ny tetiandro samaritana, tahaka ny tetiandro jiosy, dia mampifandimby volana misy 29 andro amin'ny volana misy 30 andro.

Tsy toy ny tetiandro jiosy ny tetiandro samaritana ka tsy manome anarana ireo volana ao amin'ny taona fa ny laharany fotsiny, izay manomboka amin'ny 1 hatramin'ny 12 (na 13 arakaraka ny taona). Ny anaram-bolana jiosy mantsy dia avy amin'ny anaram-bolana asiro-babiloniana izay azon'izy ireo nandritra ny fahababoanna tany Babilona izay nanomboka tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny Samaritana, izay tsy tratran'io fahababoana io, dia tsy nandray ny anaram-bolana assiro-babiloniana satria miorina amin'izay voasoratra ao amin'ny Pentateoka, izay manonona ny volana amin'ny laharany (volana voalohany, volana faharoa, volana fahatelo, sns) fa tsy manome anarana azy ireo.

Isan'ny volana ao amin'ny taona

Ny taona manara-bolana ahitana roa ambin'ny folo volana dia misy 354,35 andro (12 × 29,53 andro) izay tsy inona fa ny fihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro. Latsaka 10,89 andro (365,25 – 354,36) isan-taona izany ny taona samariana raha mitaha amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro ka tokony ho fenoina izany amin'ny maha manara-bolana sy masoandro ny tetiandro samaritana.

Ny vahaolana amin'izany dia ny famaritana ireo taona misy 12 na 13 volana, araka ny tsingerin'i Metona. I Metona dia Grika niaina tamin'ny taona 433 tal. J.K. izay nahatsikaritra fa io 29,53 andro io ao anatin'ny 19 taona dia mampisy elanelana fito volana katroka. Ny tetiandro samaritana, toy ny an'ny Jiosy, dia mitsinjara ireo volana fito ireo ao anatin'ny faharetan'ny tsingerin'i Metona, ka mandahatra taona ahitana 12 na 13 volana.

Mandritra ny tsingerin'i Metona dia maharitra 13 volana ny 7 taona isanisany. Ao amin'ny tetiandro hebreo, ireo taona ireo dia ny taona faha-3, faha-6, faha-8, fah-11, faha-14, faha-17 ary faha-19 ao amin'ilay tsingerina, ny taona sisa dia taona tsotra ahitana 12 volana. Ao amin'ny tetiandro samaritana kosa dia tsy miseho amin'ny elanelam-potoana mitovy ny 7 taona fa raiketina amin'ny alalan'ny kajy miafina izay ataon'ireo mpitarika ny fivavahana samaritana. Araka ny lovatsofina samaritana dia i Adala no nampianarina an'io kajy io, izay atao hoe Ishban Kashta (izay midika hoe "ny tena kajy").

Ny andro

Ny fanidana ny andro