Asorotany (zana-pehintany): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Sary |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:World map with tropic of cancer.jpg|vignette|420x420px|Ny zana-pehintany Asorotany]] |
[[Sary:World map with tropic of cancer.jpg|vignette|420x420px|Ny zana-pehintany Asorotany]] |
||
Ny '''Asorotany''' na '''zana-pehintany Asorotany''' dia iray amin'ireo [[faribolana]] dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny [[ila-bolantany]] avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny [[zana-pehintany Adijady]] hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny [[fehiben-tany]] (na ekoatera), ny [[fehin-tendrontany avaratra]] ary ny [[fehin-tendrontany atsimo]]. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny [[masoandro]] eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina. |
Ny '''Asorotany''' na '''zana-pehintany Asorotany''' na '''Trôpika Atsimo''' na '''Trôpikan'ny Asorotany''' dia iray amin'ireo [[faribolana]] dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny [[ila-bolantany]] avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny [[zana-pehintany Adijady]] hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny [[fehiben-tany]] (na ekoatera), ny [[fehin-tendrontany avaratra]] ary ny [[fehin-tendrontany atsimo]]. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny [[masoandro]] eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina. |
||
== Jereo koa: == |
== Jereo koa: == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Aprily 2019 à 15:53
Ny Asorotany na zana-pehintany Asorotany na Trôpika Atsimo na Trôpikan'ny Asorotany dia iray amin'ireo faribolana dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny ila-bolantany avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny zana-pehintany Adijady hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny fehiben-tany (na ekoatera), ny fehin-tendrontany avaratra ary ny fehin-tendrontany atsimo. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny masoandro eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina.