Asorotany (zana-pehintany): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny jeografia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Asorotany''' na '''zana-pehintany Asorotany''' dia iray amin'ireo [[faribolana]] dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny [[ila-bolantany]] avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny [[zana-pehintany Adijady]] hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny [[fehiben-tany]] (na ekoatera), ny [[fehin-tendrontany avaratra]] ary ny [[fehin-tendrontany atsimo]]. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny [[masoandro]] eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina.

== Jereo koa: ==

* [[Asorotany (antokon-kintana)]]
* [[Asorotany (evan'ny zodiaka)]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Aprily 2019 à 15:30

Ny Asorotany na zana-pehintany Asorotany dia iray amin'ireo faribolana dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny ila-bolantany avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny zana-pehintany Adijady hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny fehiben-tany (na ekoatera), ny fehin-tendrontany avaratra ary ny fehin-tendrontany atsimo. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny masoandro eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina.

Jereo koa: