Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]]
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]]


Ny [[Bokin'i Môrmôna]] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana|''Fotopampianarana sy Fanekempihavanana'']] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy|''Voahangy Lafo Vidy'']]) izay voasoratra, araka ny fitantaràn'i Joseph Smith, tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Araka ny fitantaràn'i Joseph Smith dia avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra eo amin'ny kontinenta amerikana, ny anaran'io boky io.
Ny [[Bokin'i Môrmôna|'''Bokin'i''' '''Môrmôna''']] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana|''Fotopampianarana sy Fanekempihavanana'']] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy|''Voahangy Lafo Vidy'']]) izay voasoratra, araka ny fitantaràn'i Joseph Smith, tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny tari-dalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Araka ny fitantaràn'i Joseph Smith dia avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato fahefatra teo amin'ny kontinenta amerikana, ny anaran'io boky io.


Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny ''Bokin'i Môrmôna'', dia ireto avy:
Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny ''Bokin'i Môrmôna'', dia ireto avy:

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Aprily 2019 à 07:12

Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830

Ny Bokin'i Môrmôna dia iray amin'ny boky masin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany manampy ny Baiboly sy boky hafa koa (dia ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana sy ny Voahangy Lafo Vidy) izay voasoratra, araka ny fitantaràn'i Joseph Smith, tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i New York any Etazonia, araka ny tari-dalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Araka ny fitantaràn'i Joseph Smith dia avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato fahefatra teo amin'ny kontinenta amerikana, ny anaran'io boky io.

Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny Bokin'i Môrmôna, dia ireto avy:

  • ny Boky voalohan'i Nefia (1 Nefia);
  • ny Boky faharoan'i Nefia (2 Nefia);
  • ny Bokin'i Jakôba (Jakôba);
  • ny Bokin'i Enôsa (Enôsa);
  • ny Bokin'i Jarôma (Jarôma);
  • ny Bokin'i Ômnia (Ômnia);
  • ny Tenin'i Môrmôna;
  • ny Bokin'i Môsià (Môsià);
  • ny Bokin'i Almà (Almà);
  • ny Bokin'i Helamàna (Helamàna);
  • ny Boky fahatelon'i Nefia (3 Nefia);
  • ny Boky fahefatr'i Nefia (4 Nefia);
  • Môrmôna;
  • ny Bokin'i Etera (Etera);
  • ny Bokin'i Môrônia (Môrônia);

Rohy ivelany