Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-8: Andalana faha-8:

Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.
Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.

'''Asa sy fnkalazana fety amin'ny lohataona'''

Ao amin'ny tetiandro iraniana dia andro voalohany amin'ny taona ny andro voalohany amin'ny lohataona atao hoe Nuruz izay ankalazaina amin'ny 19 na 20 na 21 Marsa.

Ho an'ny Rosiana dia ny 1 Marsa no andro voalohany amin'ny taona fa ho an'ny Aostraliana kosa dia ny 1 Septambra izany. Any Frantsa dia ny 20 na 21 ny fanombohan'ny lohataona.

Manomboka amin'ny 1 Avrily ny lohataona any amin'ireo Sinoa izay fotoam-pamafazana.

Ny tetiandro seltika dia manomboka ny lohataona amin'ny 1 Febroary izay ankalazana ny fety atao h''oe Imbolc'' (vakina hoe: imbolg).

Ny Sindy (mponina any India) mankalaza ny taom-baovao amin'ny fiandohan'ny lohataona. Amin'ny 20 na 21 Marsa ny any India sy Nepaly no mankalaza ny fetin'ny loko.

Ny Japoney koa dia mankalaza ny atao hoe Setsubun izay fetim-pirenena ho an'ny fiavian'ny lohataona araka ny tetiandro manara-bolana.

Amin'ny lohataona no ankalazan'ny Tamoly ny ''Puthandu'', ankalazan'ny Tailandey ny ''Songkran'', ankalazan'ny Birmana ny ''Thingyan''.

Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy. Ny hafa kosa dia mihazona ny [[Alahamady]] izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny [[fararano]] amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.

Endrik'io pejy io tamin'ny 11 Aprily 2019 à 12:37

Ny lohataona no fizaran-taona voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra izany.

Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona

Mihavao ny voary. Mitsonika ny orampanala. Miakatra ny ranon-kazo. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny zavamaniry. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.

Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.

Asa sy fnkalazana fety amin'ny lohataona

Ao amin'ny tetiandro iraniana dia andro voalohany amin'ny taona ny andro voalohany amin'ny lohataona atao hoe Nuruz izay ankalazaina amin'ny 19 na 20 na 21 Marsa.

Ho an'ny Rosiana dia ny 1 Marsa no andro voalohany amin'ny taona fa ho an'ny Aostraliana kosa dia ny 1 Septambra izany. Any Frantsa dia ny 20 na 21 ny fanombohan'ny lohataona.

Manomboka amin'ny 1 Avrily ny lohataona any amin'ireo Sinoa izay fotoam-pamafazana.

Ny tetiandro seltika dia manomboka ny lohataona amin'ny 1 Febroary izay ankalazana ny fety atao hoe Imbolc (vakina hoe: imbolg).

Ny Sindy (mponina any India) mankalaza ny taom-baovao amin'ny fiandohan'ny lohataona. Amin'ny 20 na 21 Marsa ny any India sy Nepaly no mankalaza ny fetin'ny loko.

Ny Japoney koa dia mankalaza ny atao hoe Setsubun izay fetim-pirenena ho an'ny fiavian'ny lohataona araka ny tetiandro manara-bolana.

Amin'ny lohataona no ankalazan'ny Tamoly ny Puthandu, ankalazan'ny Tailandey ny Songkran, ankalazan'ny Birmana ny Thingyan.

Ny taom-baovao malagasy dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy. Ny hafa kosa dia mihazona ny Alahamady izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny fararano amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.

Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara, ka Volambita, araka ny anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny sanskrita, no fiantsoana izany.

Jereo koa: