Eglizy katôlika rômanina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana katolika|'''Fiangonana katolika''']] dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny [[Fiangonana Lehibe]] ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny [[Fiangonana Ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]]. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] sy ny [[Fiangonana Latina]] izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana. Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny Papa.
Ny [[Fiangonana katolika|'''Fiangonana katolika''']] dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny [[Fiangonana Lehibe]] ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny [[Fiangonana Ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]]. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] sy ny [[Fiangonana Latina]] izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana (EKAR). Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny [[Papa]].


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Martsa 2019 à 10:02

Ny Fiangonana katolika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny Fiangonana Lehibe ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny Fiangonana ortodoksa. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny Fiangonana katolika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana (EKAR). Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny Papa.

Jereo koa: