Samaritana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Samaritans marking Sukkot on Mount Gerizim, West Bank - 20051017.jpg|vignette|331x331px|Samaritana mankalaza ny fetin'ny Tabernakely (na Sokota) eo amin'ny tendrombohitra Gerizima.]]
[[Sary:Samaritans marking Sukkot on Mount Gerizim, West Bank - 20051017.jpg|vignette|331x331px|Samaritana mankalaza ny fetin'ny Tabernakely (na Sokota) eo amin'ny tendrombohitra Gerizima.]]
Ny '''[[Samaritana]]''' dia vahoaka monina ao [[Isiraely|Israely]] sy Sisjordania ka ao Samaria, tanàna ao amin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]], no tany nonenan'ireo razany izay nanjaka tao mandraka amin'ny taonjato faha-5. Tsy milaza ny tenany ho [[Jiosy]] izy ireo nefa mihevi-tena ho taranaky ny [[Israelita]] fahiny nonina tao amin'ny Fanjakan'i Israely tao avaratra tao Samaria. Misy ny Jiosy mihevitra azy ireo ho taranak'olona vahiny tsy Israelita. Na tamin'ny andro mifanandrify amin'ny zavatra tantaraina ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia navakavahan'ny Jiosy ny Samaritana. Ny Fanjakan'i Israely amin'izao fotoana izao anefa dia manao ny Samaritana ho Jiosy.
Ny '''[[Samaritana]]''' dia vahoaka monina ao [[Isiraely|Israely]] sy Sisjordania ka ao Samaria, tanàna ao amin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]], no tany nonenan'ireo razany izay nanjaka tao mandraka amin'ny taonjato faha-5. Tsy milaza ny tenany ho [[Jiosy]] izy ireo nefa mihevi-tena ho taranaky ny [[Israelita]] fahiny nonina tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] tao avaratra tao Samaria. Misy ny Jiosy mihevitra azy ireo ho taranak'olona vahiny tsy Israelita. Na tamin'ny andro mifanandrify amin'ny zavatra tantaraina ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia navakavahan'ny Jiosy ny Samaritana. Ny Fanjakan'i Israely amin'izao fotoana izao anefa dia manao ny Samaritana ho Jiosy.


Manana fivavahana mifanakaiky amin'ny fivavahana jiosy azy manokana, atao hoe [[samaritanisma]], ny Samaritana, nefa ny boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]] ihany (atao hoe [[Pentateoka]]), fa tsy ny [[Baiboly hebreo]] manontolo, no ekeny ho Soratra Masina. Ny tendrombohitra Gerizima no tendrombohira masina fa tsy i Ziona. Manana ny abidiny manokana koa izy ireo dia ny abidy samaritana izay tsy mitovy amin'ny [[abidy hebreo]]. Amin'izao fotoana izao dia misy ny Samaritana Israeliana sy ny Samaritana Jordaniana ary ny Samaritana Palestiniana. Vitsy izy ireo satria tamin'ny taona 2007 dia 796 no isany.
Manana fivavahana mifanakaiky amin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] azy manokana, atao hoe [[samaritanisma]], ny Samaritana, nefa ny boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]] ihany (atao hoe [[Pentateoka]]), fa tsy ny [[Baiboly hebreo]] manontolo, no ekeny ho [[Soratra Masina]]. Ny tendrombohitra Gerizima no tendrombohira masina fa tsy i Ziona. Manana ny abidiny manokana koa izy ireo dia ny abidy samaritana izay tsy mitovy amin'ny [[abidy hebreo]]. Amin'izao fotoana izao dia misy ny Samaritana Israeliana sy ny Samaritana Jordaniana ary ny Samaritana Palestiniana. Vitsy izy ireo satria tamin'ny taona 2007 dia 796 no isany.

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Martsa 2019 à 09:24

Samaritana mankalaza ny fetin'ny Tabernakely (na Sokota) eo amin'ny tendrombohitra Gerizima.

Ny Samaritana dia vahoaka monina ao Israely sy Sisjordania ka ao Samaria, tanàna ao amin'ny tapany avaratr'i Palestina, no tany nonenan'ireo razany izay nanjaka tao mandraka amin'ny taonjato faha-5. Tsy milaza ny tenany ho Jiosy izy ireo nefa mihevi-tena ho taranaky ny Israelita fahiny nonina tao amin'ny Fanjakan'i Israely tao avaratra tao Samaria. Misy ny Jiosy mihevitra azy ireo ho taranak'olona vahiny tsy Israelita. Na tamin'ny andro mifanandrify amin'ny zavatra tantaraina ao amin'ny Testamenta Vaovao dia navakavahan'ny Jiosy ny Samaritana. Ny Fanjakan'i Israely amin'izao fotoana izao anefa dia manao ny Samaritana ho Jiosy.

Manana fivavahana mifanakaiky amin'ny fivavahana jiosy azy manokana, atao hoe samaritanisma, ny Samaritana, nefa ny boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly ihany (atao hoe Pentateoka), fa tsy ny Baiboly hebreo manontolo, no ekeny ho Soratra Masina. Ny tendrombohitra Gerizima no tendrombohira masina fa tsy i Ziona. Manana ny abidiny manokana koa izy ireo dia ny abidy samaritana izay tsy mitovy amin'ny abidy hebreo. Amin'izao fotoana izao dia misy ny Samaritana Israeliana sy ny Samaritana Jordaniana ary ny Samaritana Palestiniana. Vitsy izy ireo satria tamin'ny taona 2007 dia 796 no isany.