Hezekia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipellina
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Ezechias detail.jpg|vignette|297x297px]]
[[Sary:Ezechias detail.jpg|vignette|297x297px]]
I [[Hezekia]] na [[Hezekia|Ezekiasa]] dia mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] nandritra ny taona 715-687 tal. J.K. Izy no nandimby an'i [[Ahaza]] (na Akaza).
I '''[[Hezekia]]''' na [[Hezekia|'''Ezekiasa''']] dia mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] nandritra ny taona 715-687 tal. J.K. Izy no nandimby an'i [[Ahaza]] (na Akaza).


== Ny anarany ==
== Ny anarany ==
Ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia manoratra ilay anarana hoe חזקיה / ''Hizqiyah,'' ny [[Septanta]] (grika) dia miantso azy hoe Εζεκίας / ''Ézekias,'' ary ny [[Volgata]] (latina) manoratra hoe ''Ezechias''. Ny Baiboly protestanta malagasy dia manoratra hoe ''Hezekia'' fa ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy kosa dia ahitana ny hoe ''Ezekiasa''. Io anaran io dia midika hoe "mampahery Andriamanitra".
Ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia manoratra ilay anarana hoe חזקיה / ''Hizqiyah,'' ny [[Septanta]] (grika) dia miantso azy hoe Εζεκίας / ''Ézekias,'' ary ny [[Volgata]] (latina) manoratra hoe ''Ezechias''. Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Hezekia'' fa ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]] kosa dia ahitana ny hoe ''Ezekiasa''. Io anarana io dia midika hoe "mampahery Andriamanitra".


== Ny tantarany ==
== Ny tantarany ==
Ny zava-nitranga tamin'ny andron'i Hezekia dia ny nanafihan'ny Asiriana an'i Jodà tamin'ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin'i Egipta mba hanohitra ny herin'i Asiria. Taorian'io dia niverina ny fahefan'ny Asiriana tamin'ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 18.13-16).
Ny zava-nitranga tamin'ny andron'i Hezekia dia ny nanafihan'ny [[Asiria|Asiriana]] an'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin'ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin'i Egipta mba hanohitra ny herin'i Asiria. Taorian'io dia niverina ny fahefan'ny Asiriana tamin'ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 18.13-16).


Nanafika an'i Jodà indray i Asiria tamin'ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy [[anjely]] namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.
Nanafika an'i Jodà indray i Asiria tamin'ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy [[anjely]] namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.


Lazain'ny [[Baiboly]] ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin'ny nanapotehany ny alitaran'ny [[Fanompoan-tsampy|mpanompo sampy]] sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin'ny andriamanitry ny isan-tanana. Niara-belona tamin'i Hezekia ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na Izaia).
Lazain'ny [[Baiboly]] ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin'ny nanapotehany ny alitaran'ny [[Fanompoan-tsampy|mpanompo sampy]] sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin'ny [[Henoteisma|andriamanitry ny isan-tanana]]. Niara-belona tamin'i Hezekia ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na Izaia).


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Martsa 2019 à 18:17

I Hezekia na Ezekiasa dia mpanjaka tao amin'ny Fanjakan'i Jodà nandritra ny taona 715-687 tal. J.K. Izy no nandimby an'i Ahaza (na Akaza).

Ny anarany

Ny Baiboly hebreo (Tanakh) dia manoratra ilay anarana hoe חזקיה / Hizqiyah, ny Septanta (grika) dia miantso azy hoe Εζεκίας / Ézekias, ary ny Volgata (latina) manoratra hoe Ezechias. Ny Baiboly protestanta malagasy dia manoratra hoe Hezekia fa ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy kosa dia ahitana ny hoe Ezekiasa. Io anarana io dia midika hoe "mampahery Andriamanitra".

Ny tantarany

Ny zava-nitranga tamin'ny andron'i Hezekia dia ny nanafihan'ny Asiriana an'i Jodà tamin'ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin'i Egipta mba hanohitra ny herin'i Asiria. Taorian'io dia niverina ny fahefan'ny Asiriana tamin'ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny Boky faharoan'ny Mpanjaka (2Mpanj. 18.13-16).

Nanafika an'i Jodà indray i Asiria tamin'ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy anjely namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.

Lazain'ny Baiboly ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin'ny nanapotehany ny alitaran'ny mpanompo sampy sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin'ny andriamanitry ny isan-tanana. Niara-belona tamin'i Hezekia ny mpaminany Isaia (na Izaia).

Jereo koa: