Marie Curie: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Niegodzisie (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-14: Andalana faha-14:
[[Sary:Marie Curie c1920.png|Marie Curie tamin'ny 1920 tany ho any|200px|right|thumb]]
[[Sary:Marie Curie c1920.png|Marie Curie tamin'ny 1920 tany ho any|200px|right|thumb]]


I '''Marie Curie''' teraka tamin'ny anarana '''Maria''' Salomea '''Skłodowska''' herp '''Dołęga''' ny [[7 Novambra]] 1867 tany [[Varsôvia]], [[Polonia]] ankehitriny ary maty ny [[4 Jolay]] 1934 tao amin'ny sanatôriôman'i [[Sancellemoz]] tao [[Massy]], [[Haute-Savoie]], [[Frantsa]], dia mpanao [[fizika]] ary mpanao [[simia]] poloney, izay nivadika ho frantsay. [[Loka Nobel]] ao 1903 ary 1911.
I '''Marie Curie''' teraka tamin'ny anarana '''Maria''' Salomea '''Skłodowska''' herbu '''Dołęga''' ny [[7 Novambra]] 1867 tany [[Varsôvia]], [[Polonia]] ankehitriny ary maty ny [[4 Jolay]] 1934 tao amin'ny sanatôriôman'i [[Sancellemoz]] tao [[Massy]], [[Haute-Savoie]], [[Frantsa]], dia mpanao [[fizika]] ary mpanao [[simia]] poloney, izay nivadika ho frantsay. [[Loka Nobel]] ao 1903 ary 1911.


== Ny fiainany manokana ==
== Ny fiainany manokana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Martsa 2019 à 11:35

Marie Curie
Ankapobeny
Anarana Marie Curie
Teraka 7 Novambra 1867
Maty 4 Jolay 1934
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Polonia, Frantsa
Asa :
Fiainana manokana
Marie Curie tamin'ny 1920 tany ho any

I Marie Curie teraka tamin'ny anarana Maria Salomea Skłodowska herbu Dołęga ny 7 Novambra 1867 tany Varsôvia, Polonia ankehitriny ary maty ny 4 Jolay 1934 tao amin'ny sanatôriôman'i Sancellemoz tao Massy, Haute-Savoie, Frantsa, dia mpanao fizika ary mpanao simia poloney, izay nivadika ho frantsay. Loka Nobel ao 1903 ary 1911.

Ny fiainany manokana

Polonia, Varsôvia.
500f. Marie ary Pierre Curie.

I Władysław Skłodowski no rainy. Ny vadiny Pierre Curie dia nahazon'ny ila tapan'ny loka Nobel ny fizika tamin'ny 1903 (nomena an'i Henri Becquerel ny ila tapany iray) mikasika ny asa fikarohany mikasika ny tana. Tamin'ny 1911, nahazo ny loka Nobel ny simia izy vokatry ny asa nataony mikasika ny radiôma ary ny pôlôniôma.
Ny zanany dia Irène Joliot-Curie ary Ève Curie.


Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.