Asan' ny Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Asan'ny Apostoly]] dia boky fahadimy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Mitantara ny fanatanterahan'ireo Apostoly ny iraka nampanaovin'i [[Jesosy]] azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin'ny [[Jiosy]] sy amin'ny firenena jentilisa (Asa 1.8) ho lasa zanak'Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin'ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin'i Jesosy ny Asan'ny Apostoly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin'i Jesosy amin'ny firenena rehetra. I [[Paoly (apostoly)|Paoly]], izay tsy isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo]], no tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly fa nafana fo indrindra tamin'ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian'ny niovany fo avy amin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho amin'ny fanarahana an'i Kristy.
Ny [[Asan'ny Apostoly|'''Asan'ny''' '''Apostoly''']] dia boky fahadimy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Mitantara ny fanatanterahan'ireo Apostoly ny iraka nampanaovin'i [[Jesosy]] azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin'ny [[Jiosy]] sy amin'ny firenena [[jentilisa]] (Asa 1.8) ho lasa zanak'Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin'ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin'i Jesosy ny Asan'ny Apostoly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin'i Jesosy amin'ny firenena rehetra. I [[Paoly (apostoly)|Paoly]], izay tsy isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo]], no tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly fa nafana fo indrindra tamin'ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian'ny niovany fo avy amin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho amin'ny fanarahana an'i Kristy.


== Anaran'ny boky ==
== Anaran'ny boky ==
Andalana faha-22: Andalana faha-22:
* Fitoriana ny vaovao mahafaly tao Samaria (8.4-40)
* Fitoriana ny vaovao mahafaly tao Samaria (8.4-40)
* Ny fiovam-pon'i Saoly (9.1-31)
* Ny fiovam-pon'i Saoly (9.1-31)
* Ny asa fitoriana nataon'i Petera (9.32--11.18)
* Ny asa fitoriana nataon'i [[Petera]] (9.32--11.18)
* Ny fiangonana tao Antiokia sy ny fanenjehana an'i Paoly (11.19 --12.25)
* Ny fiangonana tao Antiokia sy ny fanenjehana an'i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] (11.19 --12.25)


=== Fitorian'i Paoly ny Vaovao mahafaly ivelan'i Palestina (13.1--20.16) ===
=== Fitorian'i Paoly ny Vaovao mahafaly ivelan'i Palestina (13.1--20.16) ===


* Dian'i Paoly voalohany hitory ny vaovao mahafaly (13.1--14.28)
* Dian'i Paoly voalohany hitory ny vaovao mahafaly (13.1--14.28)
* Konsily tao Jerosalema (15.1-35)
*[[Konsily]] tao Jerosalema (15.1-35)
* Dian'i Paoly faharoa hitory ny vaovao mahafaly (15.36--18.22)
* Dian'i Paoly faharoa hitory ny vaovao mahafaly (15.36--18.22)
* Dian'i Paoly fahatelo hitory ny vaovao mahafaly (18.23--20.16)
* Dian'i Paoly fahatelo hitory ny vaovao mahafaly (18.23--20.16)

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Martsa 2019 à 18:39

Ny Asan'ny Apostoly dia boky fahadimy ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny Filazantsara araka an'i Lioka izy. Mitantara ny fanatanterahan'ireo Apostoly ny iraka nampanaovin'i Jesosy azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin'ny Jiosy sy amin'ny firenena jentilisa (Asa 1.8) ho lasa zanak'Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin'ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin'i Jesosy ny Asan'ny Apostoly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny Fanahin'Andriamanitra no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin'i Jesosy amin'ny firenena rehetra. I Paoly, izay tsy isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, no tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly fa nafana fo indrindra tamin'ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian'ny niovany fo avy amin'ny fivavahana jiosy ho amin'ny fanarahana an'i Kristy.

Anaran'ny boky

Πράξεις των Αποστόλων (Prakseis tôn Apostolôn) ny anarany amin'ny teny grika. Actus Apostolorum kosa amin'ny teny latina. 

Ny fanoratana ny boky

Teo anelanelan'ny taona 60 sy 100 no nanoratana azy. Eo anelanelan'ireo Filazantsara sy ireo Epistily no misy azy. Ny nanoratra ny Filazantsara araka an'i Lioka ihany no nanoratra ny Asan'ny Apostoly.

Fizaràn'ny boky

Azo zaraina fatra ny Asan'ny Apostoly:

Ny Fiangonana voalohany tao Jerosalema (1.1--8.3)

  • Ny fiakaran'i Jesosy any an-danitra (1.1-12)
  • Ny fiangonana tao Jerosalema sy ireo Kristiana voalohany (1.13--5.42)
  • Ny fanenjehan'i Saoly ny Kristiana (6.1--8.3)

Fitoriana ny vaovao mahafaly tao Jodia sy Samaria (8.4--12.25)

  • Fitoriana ny vaovao mahafaly tao Samaria (8.4-40)
  • Ny fiovam-pon'i Saoly (9.1-31)
  • Ny asa fitoriana nataon'i Petera (9.32--11.18)
  • Ny fiangonana tao Antiokia sy ny fanenjehana an'i Paoly (11.19 --12.25)

Fitorian'i Paoly ny Vaovao mahafaly ivelan'i Palestina (13.1--20.16)

  • Dian'i Paoly voalohany hitory ny vaovao mahafaly (13.1--14.28)
  • Konsily tao Jerosalema (15.1-35)
  • Dian'i Paoly faharoa hitory ny vaovao mahafaly (15.36--18.22)
  • Dian'i Paoly fahatelo hitory ny vaovao mahafaly (18.23--20.16)

Fanenjehana sy fampijaliana nahazo an'i Paoly (21.1--28.31)

  • Fisamborana an'i Paoly tao Jerosalema (21.1--23.22)
  • Nentina tany Kaisaria i Paoly (23.23--26.38)
  • Nentina tany Roma i Paoly (27.1--28.31)

Jereo koa