Fanasan' ny Tompo: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Nanohy |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe '' |
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe ''[[Eokaristia]]'' izay ampiasain'ny Katolika. |
Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Martsa 2019 à 11:07
Ny Fanasan'ny Tompo dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny fivavahana kristiana izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i Jesosy Kristy tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe Eokaristia izay ampiasain'ny Katolika.