Fanasan' ny Tompo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanohy
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy".
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe ''eokaristia'' izay ampiasain'ny Katolika.

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Martsa 2019 à 11:07

Ny Fanasan'ny Tompo dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny fivavahana kristiana izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i Jesosy Kristy tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe eokaristia izay ampiasain'ny Katolika.