Fikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana Malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Skotisma
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Fikambanana Skoto eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy]] (FS.FLM) dia sampana ao amin'ny Fiangonana Loterana malagasy izay misahana ny skotisma ao amin'io fiangonana io ka mitambatra ao ny Tily sy ny Mpanazava. Miandraikitra ny fomba fanabeazana ny zaza sy ny tanora araka ny fomban'ny skotisma izay mikendry ny haha olom-banona amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanaovana asa soa ny fikambanana nefa tsy latsa-danja ny fitoriana ny Filazantsara sy ny fampianarana ny Foto-pinoan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.
Ny [[Fikambanana Skoto eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy|'''Fikambanana''' '''Skoto''' '''eto''' '''amin'ny''' '''Fiangonana''' '''Loterana''' '''Malagasy''']] (FS.FLM) dia sampana ao amin'ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) izay misahana ny [[skotisma]] ao amin'io fiangonana io ka mitambatra ao ny Tily sy ny Mpanazava. Miandraikitra ny fomba fanabeazana ny zaza sy ny tanora araka ny fomban'ny skotisma izay mikendry ny haha olom-banona amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanaovana asa soa ny fikambanana nefa tsy latsa-danja ny fitoriana ny [[Filazantsara]] sy ny fampianarana ny Foto-pinoan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.


== Fielezan'ny fikambanana ==
== Fielezan'ny fikambanana ==
Amin'ny maha sampam-pikambanana ao amin’ny FLM azy dia manaiky sy manaja ny rafitra sy ny fandaminana ary ny Lalampanorenana mifehy ny FLM ny FS.FLM. Synodam-paritany miisa 22 manerana ny Nosy ny FS.FLM ary misy any Eoropa koa ao amin'ny alalan'ny Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy Eoropa (SP FLME) koa.
Amin'ny maha sampam-pikambanana ao amin’ny FLM azy dia manaiky sy manaja ny rafitra sy ny fandaminana ary ny Lalampanorenana mifehy ny FLM ny FS.FLM. Synodam-paritany miisa 22 manerana ny Nosy ny FS.FLM ary misy any Eoropa koa amin'ny alalan'ny Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy Eoropa (SP FLME) koa.


== Tanjon'ny fikambanana ==
== Tanjon'ny fikambanana ==
Izao ny zava-kendren'ny FSFLM!
Izao ny zava-kendren'ny FSFLM:


* mandalina sy manamafy orina ny finoan’ny mpikambana araka ny Soratra Masina;
* mandalina sy manamafy orina ny finoan’ny mpikambana araka ny [[Soratra Masina]];
* mitarika ny Mpikambana hijoro vavolombelon' i Jesosy Kristy eo anivon’ny mpiara-belona sy ny Fiangonana;
* mitarika ny mpikambana hijoro vavolombelon' i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] eo anivon’ny mpiara-belona sy ny Fiangonana;
* mamolavola sy manefy toetra ahatonga ny mpikambana ho olom-pirenena vanona;
* mamolavola sy manefy toetra ahatonga ny mpikambana ho olom-pirenena vanona;
* mampiasa ny tànana mba hampivelatra ny saina amam-panahy;
* mampiasa ny tànana mba hampivelatra ny saina amam-panahy;
Andalana faha-16: Andalana faha-16:


== Fiombonana amin'ny fikambanana hafa ==
== Fiombonana amin'ny fikambanana hafa ==
Miombona amin’ny fikambanana Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara (MTEM) sy amin'ny Firaisan'ny Skotisma eto Madagasikara (FSM) koa ny FS.FLM, ka manaiky sy manaja ny rafitra sy fandaminana misy ao amin'izy ireo. Mifandray amin'ny ''World Organization of the Scout Movement'' ("Fikambanana iraisam-pirenen'ny fikambanana skoto") izy amin'ny alalan'ny FSM izay milambana amin'ity hetsika iraisam-pirenena ity.
Miombona amin’ny fikambanana [[Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara]] (MTEM) sy amin'ny [[Firaisan'ny Skotisma eto Madagasikara]] (FSM) koa ny FS.FLM, ka manaiky sy manaja ny rafitra sy fandaminana misy ao amin'izy ireo. Mifandray amin'ny ''World Organization of the Scout Movement'' ("Fikambanana iraisam-pirenen'ny fikambanana skoto") izy amin'ny alalan'ny FSM izay mikambana amin'ity fikambanana iraisam-pirenena ity.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Martsa 2019 à 05:47

Ny Fikambanana Skoto eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FS.FLM) dia sampana ao amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) izay misahana ny skotisma ao amin'io fiangonana io ka mitambatra ao ny Tily sy ny Mpanazava. Miandraikitra ny fomba fanabeazana ny zaza sy ny tanora araka ny fomban'ny skotisma izay mikendry ny haha olom-banona amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanaovana asa soa ny fikambanana nefa tsy latsa-danja ny fitoriana ny Filazantsara sy ny fampianarana ny Foto-pinoan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.

Fielezan'ny fikambanana

Amin'ny maha sampam-pikambanana ao amin’ny FLM azy dia manaiky sy manaja ny rafitra sy ny fandaminana ary ny Lalampanorenana mifehy ny FLM ny FS.FLM. Synodam-paritany miisa 22 manerana ny Nosy ny FS.FLM ary misy any Eoropa koa amin'ny alalan'ny Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy Eoropa (SP FLME) koa.

Tanjon'ny fikambanana

Izao ny zava-kendren'ny FSFLM:

  • mandalina sy manamafy orina ny finoan’ny mpikambana araka ny Soratra Masina;
  • mitarika ny mpikambana hijoro vavolombelon' i Jesosy Kristy eo anivon’ny mpiara-belona sy ny Fiangonana;
  • mamolavola sy manefy toetra ahatonga ny mpikambana ho olom-pirenena vanona;
  • mampiasa ny tànana mba hampivelatra ny saina amam-panahy;
  • mitaiza sy mikolokolo ny fahasalamana mba ho afaka mamokatra;
  • miaina amim-pirahalahiana sy fifankatiavana hikendrena ny soa iombonana eo amin’ny samy mpikambana sy ny manodidina koa;
  • manatanteraka amin’ny alalan’ny fandaharam-panabeazana skotisma ireo zava-kendrena ireo.

Fiombonana amin'ny fikambanana hafa

Miombona amin’ny fikambanana Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara (MTEM) sy amin'ny Firaisan'ny Skotisma eto Madagasikara (FSM) koa ny FS.FLM, ka manaiky sy manaja ny rafitra sy fandaminana misy ao amin'izy ireo. Mifandray amin'ny World Organization of the Scout Movement ("Fikambanana iraisam-pirenen'ny fikambanana skoto") izy amin'ny alalan'ny FSM izay mikambana amin'ity fikambanana iraisam-pirenena ity.

Jereo koa: