Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-2: Andalana faha-2:
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao avaratr'i [[Mesopotamia]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Atao hoe '''Asiriana''' ny vahoaka nonina tamin'io faritra io. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao avaratr'i [[Mesopotamia]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Atao hoe '''Asiriana''' ny vahoaka nonina tamin'io faritra io. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]]
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]]
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra saika manerana ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].


I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (''Ashur''), taorian'izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'').
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (''Ashur''), taorian'izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'') izy.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Martsa 2019 à 08:22

Sarintany maneho ny faritr'i Asiria (miloko mena) sy ny Empira asiriana (mioko mavo)

I Asiria na Asoria dia faritra ao avaratr'i Mesopotamia tamin'ny Andro Taloha. Atao hoe Asiriana ny vahoaka nonina tamin'io faritra io. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.

Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;

Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra saika manerana ny firenena maro ankehitriny, toa an'i Iràka, i Siria, i Libàna (na Libanona), i Torkia ary i Iràna.

I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe Sobarto (Subartu) sy Azohinoma (Azuhinum) talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (Ashur), taorian'izay dia natao hoe koa Asoraio (Aššūrāyu) izy.

Jereo koa: