Fiteny akadiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''[[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]]''' dia fiteny hamito-semitika ao amin'ny fianakaviam-[[Fiteny semitika|piteny semitika]] efa tsy tenenina intsony sady nandray ny vokatry ny fifampikasohany tamin'ny [[Fiteny someriana|fiteny someriana]]. Teny velona izy tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faha-3 ka hatramin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. tao [[Mesopotamia]]. Avy amin'ny anaran'ny tanàna atao hoe Akady (Akkad) izay renivohitry ny fanjakana mitovy anarana aminy. Nadritra ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. dia nisy endriky ny fiteny akadiana roa: ny [[Fiteny babiloniana|fiteny babiloniana]] tao amin'ny tapany atsimon'i Mesopotamia (tao [[Babilonia]]) sy ny [[Fiteny asiriana|fiteny asiriana]] tao amin'ny tapany avaratra ([[Asiria]]). Nandritra ireo taonjato faramparany nisian'ny fiteny akadiana dia nihavitsy ny mpiteny azy noho izy voasongon'ny [[Fiteny arameana|fiteny arameana]] ka nahatonga azy tsy nampiasaina raha tsy tao amin'ny asa soratr'ireo manampahaizana tao Babilonia taty aoriana. Amin'ny sora-pantsika no nanoratana ny fiteny akadiana. maro ireo asa soratra momba ny [[Fedrà|fedrà,]] ny lalàna, ny siansa, ny fifandraisana an-tsoratra, ny tantara, ny tononkalo ary ny hafa koa.
Ny '''[[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]]''' dia fiteny hamito-semitika ao amin'ny fianakaviam-[[Fiteny semitika|piteny semitika]] efa tsy tenenina intsony sady nandray ny vokatry ny fifampikasohany tamin'ny [[Fiteny someriana|fiteny someriana]]. Teny velona izy tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faha-3 ka hatramin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. tao [[Mesopotamia]]. Avy amin'ny anaran'ny tanàna atao hoe [[Akady]] (''Akkad'') izay renivohitry ny fanjakana mitovy anarana aminy. Nadritra ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. dia nisy endriky ny fiteny akadiana roa: ny [[Fiteny babiloniana|fiteny babiloniana]] tao amin'ny tapany atsimon'i Mesopotamia (tao [[Babilonia]]) sy ny [[Fiteny asiriana|fiteny asiriana]] tao amin'ny tapany avaratra ([[Asiria]]). Nandritra ireo taonjato faramparany nisian'ny fiteny akadiana dia nihavitsy ny mpiteny azy noho izy voasongon'ny [[Fiteny arameana|fiteny arameana]] ka nahatonga azy tsy nampiasaina raha tsy tao amin'ny asa soratr'ireo manampahaizana tao Babilonia taty aoriana. Amin'ny sora-pantsika no nanoratana ny fiteny akadiana. maro ireo asa soratra momba ny [[Fedrà|fedrà,]] ny lalàna, ny siansa, ny fifandraisana an-tsoratra, ny tantara, ny tononkalo ary ny hafa koa.


Tsy tenim-pifandraisana tao Mesopotamia ihany ny fiteny akadiana fa nampiasaina koa tamin'ny fanoratana tamin'ireo faritra manakaiky tao an'i Siria sy ny any Atsinanana ary tany Elama. Nandritra ny taonarivo faha-2 tal J.K. izy dia fiteny ifandraisan'ny samy hafa firenena tao Atsinanana Akaiky, indrindra amin'ny fifandraisana ara-[[Diplaomasia|diplomasia]]. Nifampikasoka tamin'ny fiteny maro toy ny fiteny someriana sy ny [[Fiteny horita|fiteny horita]] (na horeana), ny [[Fiteny amorita|fiteny amorita]] (na amoreana), ny fiteny arameana sns ny fiteny akadiana sady naka voambolana maro avy tamin'ireo fiteny ireo.
Tsy tenim-pifandraisana tao Mesopotamia ihany ny fiteny akadiana fa nampiasaina koa tamin'ny fanoratana tamin'ireo faritra manakaiky tao an'i Siria sy ny any Atsinanana ary tany Elama. Nandritra ny taonarivo faha-2 tal J.K. izy dia fiteny ifandraisan'ny samy hafa firenena tao Atsinanana Akaiky, indrindra amin'ny fifandraisana ara-[[Diplaomasia|diplomasia]]. Nifampikasoka tamin'ny fiteny maro toy ny fiteny someriana sy ny [[Fiteny horita|fiteny horita]] (na horeana), ny [[Fiteny amorita|fiteny amorita]] (na amoreana), ny fiteny arameana sns ny fiteny akadiana sady naka voambolana maro avy tamin'ireo fiteny ireo.

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Martsa 2019 à 12:17

Ny fiteny akadiana dia fiteny hamito-semitika ao amin'ny fianakaviam-piteny semitika efa tsy tenenina intsony sady nandray ny vokatry ny fifampikasohany tamin'ny fiteny someriana. Teny velona izy tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faha-3 ka hatramin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. tao Mesopotamia. Avy amin'ny anaran'ny tanàna atao hoe Akady (Akkad) izay renivohitry ny fanjakana mitovy anarana aminy. Nadritra ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. dia nisy endriky ny fiteny akadiana roa: ny fiteny babiloniana tao amin'ny tapany atsimon'i Mesopotamia (tao Babilonia) sy ny fiteny asiriana tao amin'ny tapany avaratra (Asiria). Nandritra ireo taonjato faramparany nisian'ny fiteny akadiana dia nihavitsy ny mpiteny azy noho izy voasongon'ny fiteny arameana ka nahatonga azy tsy nampiasaina raha tsy tao amin'ny asa soratr'ireo manampahaizana tao Babilonia taty aoriana. Amin'ny sora-pantsika no nanoratana ny fiteny akadiana. maro ireo asa soratra momba ny fedrà, ny lalàna, ny siansa, ny fifandraisana an-tsoratra, ny tantara, ny tononkalo ary ny hafa koa.

Tsy tenim-pifandraisana tao Mesopotamia ihany ny fiteny akadiana fa nampiasaina koa tamin'ny fanoratana tamin'ireo faritra manakaiky tao an'i Siria sy ny any Atsinanana ary tany Elama. Nandritra ny taonarivo faha-2 tal J.K. izy dia fiteny ifandraisan'ny samy hafa firenena tao Atsinanana Akaiky, indrindra amin'ny fifandraisana ara-diplomasia. Nifampikasoka tamin'ny fiteny maro toy ny fiteny someriana sy ny fiteny horita (na horeana), ny fiteny amorita (na amoreana), ny fiteny arameana sns ny fiteny akadiana sady naka voambolana maro avy tamin'ireo fiteny ireo.

Jereo koa: