Estera (ao amin' ny Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7: Andalana faha-7:
== Tantara araka ny Bokin'i Estera ==
== Tantara araka ny Bokin'i Estera ==
Zazavavy kamboty ray sy reny notezain'i Mordekay (na Mardokea) zana-drahalahin-drainy i Estera. Lasa vadin'i Ahasoerosy (na Asoerosy) izy rehefa avy nisaotra an'i Vasty vadiny taloha ity mpanjaka ity.

[[Sary:VashtiRefusestheKingsSummons.Long.png|vignette|''Nanda ny baion'ny mpanjaka i Vasty,'' nataon'i Edwin Long.]]
[[Sary:VashtiRefusestheKingsSummons.Long.png|vignette|''Nanda ny baikon'ny mpanjaka i Vasty,'' nataon'i Edwin Long.]]
Nosafidin'ny mpanjaka tamin'ireo zazavavy tsara tarehy indrindra niseho teo anatrehany i Estera rehefa avy nandroaka an'i Vasty vadiny izay tsy nety niseho teo anatrehan'ny mpanjaka tamin'ny andro nanaovan'ny mpanjaka lanonana fiaraha-misakafo.

Nanao paikady niaraka tamin'i Mordekay i Estera mba tsy hampahomby ny tsikombakomba hamonoana ny mpanjaka. Tsy nanaiky haneho fanajana an'i Hamana i Mordekay fanajana namelona ny fankahalan'io praiminisitra io azy. Nanao tetika ny praiminisitra Hamana mba handringanana ny [[Jiosy]] sy ka nanao izay haneken'ny mpanjaka Ahasoerosy an'izany. Tapa-kevitra hanao izay hahafaty an'i Mordekay sy ny vahoaka jiosy i Hamana, ka nandresy lahatra ny mpanjaka mba hamoaka didy manome alalana azy hanatanterahany izany fandripahana izany. Nanomana hazo hanantonana an'i Mordekay i Hamana nefa nanao paikady hamonjena ny Jiosy mpiray tanindrazana aminy i Mordekay sy i Estera tamin'izany fotoana izany.
Nanao paikady niaraka tamin'i Mordekay i Estera mba tsy hampahomby ny tsikombakomba hamonoana ny mpanjaka. Tsy nanaiky haneho fanajana an'i Hamana i Mordekay fanajana namelona ny fankahalan'io praiminisitra io azy. Nanao tetika ny praiminisitra Hamana mba handringanana ny [[Jiosy]] sy ka nanao izay haneken'ny mpanjaka Ahasoerosy an'izany. Tapa-kevitra hanao izay hahafaty an'i Mordekay sy ny vahoaka jiosy i Hamana, ka nandresy lahatra ny mpanjaka mba hamoaka didy manome alalana azy hanatanterahany izany fandripahana izany. Nanomana hazo hanantonana an'i Mordekay i Hamana nefa nanao paikady hamonjena ny Jiosy mpiray tanindrazana aminy i Mordekay sy i Estera tamin'izany fotoana izany.[[Sary:Esther Denouncing Haman.jpg|vignette|289x289px|''Miampanga an'i Hamana i Estera'', nataon'i Ernest Normand]]Naniraka an'i Estera i Mordekay mba handresy lahatra ny mpanjaka hanafoana ilay didy fanomezana alalana, na dia mety hahafaty azy aza ny fisehoany teo anatrehan'i Ahasoerosy izay tsy nanasa azy.

Naniraka an'i Estera i Mordekay mba handresy lahatra ny mpanjaka hanafoana ilay didy fanomezana alalana, na dia mety hahafaty azy aza ny fisehoany teo anatrehan'i Ahasoerosy izay tsy nanasa azy.
[[Sary:Esther Denouncing Haman.jpg|vignette|289x289px|''Miampanga an'i Hamana i Estera'', nataon'i Ernest Normand]]
Nitaraina tamin'ny mpanjaka ny amin'ny tetika handringanana ny mpiray tanindrazana aminy i Estera ka fantatry ny mpanjaka fa i Hamana no nitetika an'izany. Nahantona tamin'ny tady ny vozon'i Hamana, ary nanafoana ilay didy navoakany ny mpanjaka, ka nanome alalana ny Jiosy mba handringana ny fahavalony eran'ny fari-panjakàny.

== Ny anaran'ireo olona voaresaka ao ==
== Ny anaran'ireo olona voaresaka ao ==

* Mordekay na Mardokea: hebreo: מָרְדְּכַי / ''Mordĕkay'' na מָרְדֳּכַי / ''Mordŏkay''; grika: ''Μαρδοχαῖος'' / ''Mardokhaîos''
*''Mordekay'': hebreo: מָרְדְּכַי / ''Mordĕkay'' na מָרְדֳּכַי / ''Mordŏkay''; grika: ''Μαρδοχαῖος'' / ''Mardokhaîos''
* Ahasoerosy: hebreo: אֲחַשְׁוֵרוֹשׁ / ''Aʾhashverosh.''
*''Ahasoerosy'': hebreo: אֲחַשְׁוֵרוֹשׁ / ''ʼAẖashwērōsh''; grika: ''Ασουηρος / Asouēros''; latina: ''Assuerus.''
* Vasty: hebreo: וַשְׁתִּי /''Vashti''; grika: ''Αστιν'' / ''Astin.''
*''Vasty'': hebreo: וַשְׁתִּי /''Vashti''; grika: ''Αστιν'' / ''Astin.''
* Hamana na Amana: hebreo: המן‎ / ''Hâmân''; grika:
*''Hamana'': hebreo: המן‎ / ''Hâmân.''

== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Martsa 2019 à 10:52

I Estera, araka ny Bokin'i Estera ao amin'ny Baiboly, dia vehivavy Jiosy (avy any Jodea na Jodia) izay lasa vadin'ny mpanjakan'i Persia, atao hoe Ahasoerosy (na Kserksesy I), sady nanavotra ny Jiosy izay saika ringana araka ny fikasan-dratsin'i Hamana piraiministra. Niseho tao Persia, ao Sosa (na Soza na ihany koa Sosana) ny tantara tamin'ny nanjakan'i Ahasoerosy.

Ny anaran'i Estera

Hadasa no anaran'i Estera talohan'ny naha lasa vadin'ny mpanjaka azy. Ny anarana hoe Estera ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny hebreo (Tanakh) dia אסתר / Esther, ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika (Septoajinta) izy dia Εσθήρ / Esthêr ary ao amin'ny Baiboly katolika amin'ny teny latina (Volgata) izy dia Esther.

Tantara araka ny Bokin'i Estera

Zazavavy kamboty ray sy reny notezain'i Mordekay (na Mardokea) zana-drahalahin-drainy i Estera. Lasa vadin'i Ahasoerosy (na Asoerosy) izy rehefa avy nisaotra an'i Vasty vadiny taloha ity mpanjaka ity.

Nanda ny baikon'ny mpanjaka i Vasty, nataon'i Edwin Long.

Nosafidin'ny mpanjaka tamin'ireo zazavavy tsara tarehy indrindra niseho teo anatrehany i Estera rehefa avy nandroaka an'i Vasty vadiny izay tsy nety niseho teo anatrehan'ny mpanjaka tamin'ny andro nanaovan'ny mpanjaka lanonana fiaraha-misakafo.

Nanao paikady niaraka tamin'i Mordekay i Estera mba tsy hampahomby ny tsikombakomba hamonoana ny mpanjaka. Tsy nanaiky haneho fanajana an'i Hamana i Mordekay fanajana namelona ny fankahalan'io praiminisitra io azy. Nanao tetika ny praiminisitra Hamana mba handringanana ny Jiosy sy ka nanao izay haneken'ny mpanjaka Ahasoerosy an'izany. Tapa-kevitra hanao izay hahafaty an'i Mordekay sy ny vahoaka jiosy i Hamana, ka nandresy lahatra ny mpanjaka mba hamoaka didy manome alalana azy hanatanterahany izany fandripahana izany. Nanomana hazo hanantonana an'i Mordekay i Hamana nefa nanao paikady hamonjena ny Jiosy mpiray tanindrazana aminy i Mordekay sy i Estera tamin'izany fotoana izany.

Miampanga an'i Hamana i Estera, nataon'i Ernest Normand

Naniraka an'i Estera i Mordekay mba handresy lahatra ny mpanjaka hanafoana ilay didy fanomezana alalana, na dia mety hahafaty azy aza ny fisehoany teo anatrehan'i Ahasoerosy izay tsy nanasa azy.

Nitaraina tamin'ny mpanjaka ny amin'ny tetika handringanana ny mpiray tanindrazana aminy i Estera ka fantatry ny mpanjaka fa i Hamana no nitetika an'izany. Nahantona tamin'ny tady ny vozon'i Hamana, ary nanafoana ilay didy navoakany ny mpanjaka, ka nanome alalana ny Jiosy mba handringana ny fahavalony eran'ny fari-panjakàny.

Ny anaran'ireo olona voaresaka ao

  • Mordekay: hebreo: מָרְדְּכַי / Mordĕkay na מָרְדֳּכַי / Mordŏkay; grika: Μαρδοχαῖος / Mardokhaîos
  • Ahasoerosy: hebreo: אֲחַשְׁוֵרוֹשׁ / ʼAẖashwērōsh; grika: Ασουηρος / Asouēros; latina: Assuerus.
  • Vasty: hebreo: וַשְׁתִּי /Vashti; grika: Αστιν / Astin.
  • Hamana: hebreo: המן‎ / Hâmân.

Jereo koa: