Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].
 
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (''Ashur''), taorian'izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'').
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mesopotamia]]
 
* [[Somera]]
* [[Kaldea]]
* [[Akady]]
* [[Babilona]]
* [[Persia]]
27 953

modifications

Meny fitetezana