Tantaran' i Sozana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Gerrit van Honthorst cat01.jpg|vignette|352x352px|''I Sozana sy ireo antidahy,'' nataon'i Gerrit van Honthorst]]
[[Sary:Gerrit van Honthorst cat01.jpg|vignette|352x352px|''I Sozana sy ireo antidahy,'' nataon'i Gerrit van Honthorst]]
Ny '''Tantaran'i Sozana''' na '''I Sozana sy ireo lahiantitra''' dia tantaran'ny zazavavy atao hoe Sozana izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy nefa niaro azy i [[Daniela]] ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny faran dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina. Ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ireo [[Baiboly ortodoksa]] (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly protestanta]]. Ao amin'ny [[Septoaginta|Septoanjinta]] dia boky manokana, fa tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela, ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika ho isan'ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.
Ny '''Tantaran'i Sozana''' na '''I Sozana sy ireo lahiantitra''' dia tantaran'ny zazavavy atao hoe Sozana izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy nefa niaro azy i [[Daniela]] ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.
== Fandraisana ny ''Tantaran'i Sozana'' ==
Ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ireo [[Baiboly ortodoksa]] (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly protestanta]]. Ao amin'ny [[Septoaginta|Septoanjinta]] dia boky manokana, fa tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela, ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika ho isan'ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.

Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] fa tamin’ny [[Fiteny grika|fiteny grika]], dia tsy noraisin’ny Protestanta sy ny Jiosy any Palestina ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.

== Fizaràn'ny ''Tantaran'i Sozana'' ==

* I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (Dan. 13.1-4)
* Raiki-pitia amin'i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
* Niampanga an'i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
* Asehon'i [[Daniela]] fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Martsa 2019 à 13:16

I Sozana sy ireo antidahy, nataon'i Gerrit van Honthorst

Ny Tantaran'i Sozana na I Sozana sy ireo lahiantitra dia tantaran'ny zazavavy atao hoe Sozana izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy nefa niaro azy i Daniela ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.

Fandraisana ny Tantaran'i Sozana

Ao amin'ny Bokin'i Daniela ao amin'ny Baiboly katolika sy ireo Baiboly ortodoksa (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly protestanta. Ao amin'ny Septoanjinta dia boky manokana, fa tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela, ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika ho isan'ireo soratra deoterokanonika io tantara io.

Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny fiteny hebreo na arameana fa tamin’ny fiteny grika, dia tsy noraisin’ny Protestanta sy ny Jiosy any Palestina ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.

Fizaràn'ny Tantaran'i Sozana

  • I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (Dan. 13.1-4)
  • Raiki-pitia amin'i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
  • Niampanga an'i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
  • Asehon'i Daniela fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)

Jereo koa: