35 129
modifications
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (Ashur), taorian'izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'').
|
modifications