Asiria: Fahasamihafan'ny versiona
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-3: | Andalana faha-3: | ||
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]] |
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]] |
||
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]]. |

I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe Sobarto (Subartu) sy Azohinoma (Azuhinum) talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (Ashur), taorian'izay dia natao hoe koa Asoraio (Aššūrāyu). |
Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Febroary 2019 à 09:45
I Asiria na Asoria dia faritra ao avaratr'i Mesopotamia tamin'ny Andro Taloha. Atao hoe Asiriana ny vahoaka nonina tamin'io faritra io. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i Iràka, i Siria, i Libàna (na Libanona), i Torkia ary i Iràna.
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe Sobarto (Subartu) sy Azohinoma (Azuhinum) talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (Ashur), taorian'izay dia natao hoe koa Asoraio (Aššūrāyu).