Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba faritra ara-tantara any Azia andrefana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sarintany
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Assyrie general.PNG|vignette|399x399px|Sarintany maneho ny faritr'i Asiria (miloko mena) sy ny Empira asiriana (mioko mavo)]]
I '''Asiria''' dia faritra ao avaratr'i [[Mesopotamia]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io. Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao avaratr'i [[Mesopotamia]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|402x402px]]
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Febroary 2019 à 09:33

Sarintany maneho ny faritr'i Asiria (miloko mena) sy ny Empira asiriana (mioko mavo)

I Asiria na Asoria dia faritra ao avaratr'i Mesopotamia tamin'ny Andro Taloha. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.

Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i Iràka, i Siria, i Libàna (na Libanona), i Torkia ary i Iràna.