Rafi-masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Solar sys.jpg|Rafitry ny masoandro|200px|right|thumb]]
[[Sary:Solar sys.jpg|Rafitry ny masoandro|311x311px|right|thumb]]

Ny '''rafi-masoandro''' na koa '''rafitry ny masoandro''' dia vondrom-pajiry ahitana [[kintana]] iray na maro, ny [[Masoandro]]. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary [[volana]] 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.

Andalana faha-5: Andalana faha-5:
== Fiantsoana ==
== Fiantsoana ==

Araky ny fanapahan-kevitra nataon'ny Vondron'ny hainkintana iraisam-pirenena tamin'ny [[24 Aogositra]] 2006, dia voasokajy anaty sokajy telo ny zavatra ara-kainkintana misoridala-manodidin'ny Masoandro : ny fajiry (na planeta), fajiry madinika, ary ny zavatra madinika.
Araky ny fanapahan-kevitra nataon'ny Vondron'ny hainkintana iraisam-pirenena tamin'ny 24 Aogositra 2006, dia voasokajy anaty sokajy telo ny zavatra ara-kainkintana misoridala-manodidin'ny Masoandro: ny fajiry (na planeta), fajiry madinika, ary ny zavatra madinika.

== Firafitra ary mpanorina ==
== Firafitra ary mpanorina ==

Ny singa lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny masoandro dia ny Masoandro, izay 99,85%-n'ny lanja fantatry ny rafitry ny masoandro, ary izay manjaka ny rafitra amin'ny lafin'ny [[vesa-jaka]]. 99%-n'ny lanja manontolon'ny lanja sisany ny fajiry etona lehibe.
Ny singa lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny masoandro dia ny Masoandro, izay 99,85%-n'ny lanja fantatry ny rafitry ny masoandro, ary izay manjaka ny rafitra amin'ny lafin'ny vesa-jaka. 99%-n'ny lanja manontolon'ny lanja sisany ny fajiry etona lehibe.

=== Halavirana ary mari-drefy ===
=== Halavirana ary mari-drefy ===

Refy ara-kainkintana (AU, avy amin'ny teny anglisy «''astronomical unit''») 1 ny halaviran'ny Tany amin'ny Masoandro. Arak'izany dia 0,0047 AU ny savaivon'ny Masoandro. 5,2 AU amin'i Masoandro ny halaviran'i Jiopitera, Neptiona izay fajiry lavitra indrindra amin'ny Masoandro dia manana halavirana 30 AU (4,5 miliara km).
Refy ara-kainkintana (AU, avy amin'ny teny anglisy ''astronomical unit'') 1 ny halaviran'ny Tany amin'ny Masoandro. Arak'izany dia 0,0047 AU ny savaivon'ny Masoandro. 5,2 AU amin'i Masoandro ny halaviran'i Jiopitera, Neptiona izay fajiry lavitra indrindra amin'ny Masoandro dia manana halavirana 30 AU (4 500 000 000 km).

<div class="infobox" style="float: none;">
<div class="infobox" style="float: none;">
Andalana faha-88: Andalana faha-88:
=== Faritra lavitra ===
=== Faritra lavitra ===

Amin'ny faritra lavitry ny rafitry ny Masoandro kosa dia ahitana ny [[fonomasoandro]] (heliosheath/héliogaine), ny [[sisimasoandro]] (heliopause), ny [[rahon'i Oort]] ary ny [[rahon'i Hills]].
Amin'ny faritra lavitry ny rafitry ny Masoandro kosa dia ahitana ny fonomasoandro (heliosheath/héliogaine), ny sisimasoandro (heliopause), ny rahon'i Oort ary ny rahon'i Hills.

==== Fonomasoandro ====
==== Fonomasoandro ====
[[Sary:Voyager 1 entering heliosheath region.jpg|400px|Sary maneho ny onja dona (bow shock), ny fonomasoandro, ary ny dona famaranana (terminal shock)|thumb|right]]
[[Sary:Voyager 1 entering heliosheath region.jpg|400px|Sary maneho ny onja dona (bow shock), ny fonomasoandro, ary ny dona famaranana (terminal shock)|thumb|right]]
Voazara ho faritra roa ny heliôsfera (faritra anjakan'ny rivo-masoandro). Mandeha farany izay haingana ny rivo-masoandro hatreo amin'ny 95AU eo ho eo, izay in-telon'ny fahalaviran'i Plotô ary ny Masoandro. Rehefa mihoatra izay izy dia mifandona amin'ny rivotry ny kintana hafa. Mihamoramora ny fandehanany, voahelingelina ny fahdehany. Fonomasoando no iantsoana io faritra ihamoramoran'ny fandehany io. Ny [[sisimasoandro]] no antsoina ny faritra anjavonan'ny rivo-masoandro avy amin'ny Masoandro.
Voazara ho faritra roa ny heliôsfera (faritra anjakan'ny rivo-masoandro). Mandeha farany izay haingana ny rivo-masoandro hatreo amin'ny 95AU eo ho eo, izay in-telon'ny fahalaviran'i Plotô ary ny Masoandro. Rehefa mihoatra izay izy dia mifandona amin'ny rivotry ny kintana hafa. Mihamoramora ny fandehanany, voahelingelina ny fahdehany. Fonomasoando no iantsoana io faritra ihamoramoran'ny fandehany io. Ny sisimasoandro no antsoina ny faritra anjavonan'ny rivo-masoandro avy amin'ny Masoandro.

Miankina amin'ny fifandraisany amin'ny fari-kabakabaka iraisan-kintana ny endriky ny sisimasoandro. Rehefa miala amin'ny sisimasoandro (230 AU miala amin'ny masoandro), dia ahitana [[onja dona]] izay faritra plasma avelan'ny Masoandro amin'ny diany ao amin'ny [[Lalana Mandronono]].
Miankina amin'ny fifandraisany amin'ny fari-kabakabaka iraisan-kintana ny endriky ny sisimasoandro. Rehefa miala amin'ny sisimasoandro (230 AU miala amin'ny masoandro), dia ahitana onjan-dona izay faritra plasma avelan'ny Masoandro amin'ny diany ao amin'ny Lalana Mandronono.

==== Rahon'i Oort ary rahon'i Hills ====
==== Rahon'i Oort ary rahon'i Hills ====
Andalana faha-104: Andalana faha-104:
* [[Hainkintana]]
* [[Hainkintana]]
* [[Fajiry|Fajiri]]n'ny Rafitry ny masoandro
* [[Fajiry|Fajiri]]n'ny Rafitry ny masoandro
** [[Merkiora]]
**[[Merkiora]]
** [[Venosy]]
** [[Venosy]]
** [[Tany]]
** [[Tany]]
Andalana faha-111: Andalana faha-111:
** [[Satorina]]
** [[Satorina]]
** [[Oranosy]]
** [[Oranosy]]
** [[Neptiona]]
**[[Neptona|Neptiona]]

{{vangovango}}
{{vangovango}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Febroary 2019 à 17:12

Rafitry ny masoandro

Ny rafi-masoandro na koa rafitry ny masoandro dia vondrom-pajiry ahitana kintana iray na maro, ny Masoandro. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary volana 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.

Fiantsoana

Araky ny fanapahan-kevitra nataon'ny Vondron'ny hainkintana iraisam-pirenena tamin'ny 24 Aogositra 2006, dia voasokajy anaty sokajy telo ny zavatra ara-kainkintana misoridala-manodidin'ny Masoandro: ny fajiry (na planeta), fajiry madinika, ary ny zavatra madinika.

Firafitra ary mpanorina

Ny singa lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny masoandro dia ny Masoandro, izay 99,85%-n'ny lanja fantatry ny rafitry ny masoandro, ary izay manjaka ny rafitra amin'ny lafin'ny vesa-jaka. 99%-n'ny lanja manontolon'ny lanja sisany ny fajiry etona lehibe.

Halavirana ary mari-drefy

Refy ara-kainkintana (AU, avy amin'ny teny anglisy astronomical unit) 1 ny halaviran'ny Tany amin'ny Masoandro. Arak'izany dia 0,0047 AU ny savaivon'ny Masoandro. 5,2 AU amin'i Masoandro ny halaviran'i Jiopitera, Neptiona izay fajiry lavitra indrindra amin'ny Masoandro dia manana halavirana 30 AU (4 500 000 000 km).

Refy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaKometan'i HalleyMasoandroEris (fajirymadinika)Makemake (fajirymadinika)Haumea (fajirymadinika)PliotôCeres (fajirymadinika)NeptionaOranosySatorinaJiopiteraMarsaTanyVenosyMerkioraHalava ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanafajiry madinikafajiry madinikaKometaFajiry

Rafitry ny masoandro anaty

Ny Rafitry ny asoandro ia manonona ny faritra eo antenantenan'ny Masoandro ary ny fehin'asterôida, izay ahitana silikaty ary metaly. Mbola kely noho ny halaviran'i Jopitera ary Satorina ny halaviran'i zavatra akaiky indrindran'ny fehin'asterôida amin'ny Masoandro.

Rafitry ny masoandro ivelany

Any andafin'ny fehin'asterôida dia ahitana ny faritra anjakan'ny planeta etona goavana be. Ao koa dia ahitana ireo kometa fohy fotoana.

Ny zavatra hita ao amin'io faritra io dia zavamandry toa ny ranomandry, amôniaka, na metanina.

Faritra lavitra

Amin'ny faritra lavitry ny rafitry ny Masoandro kosa dia ahitana ny fonomasoandro (heliosheath/héliogaine), ny sisimasoandro (heliopause), ny rahon'i Oort ary ny rahon'i Hills.

Fonomasoandro

Sary maneho ny onja dona (bow shock), ny fonomasoandro, ary ny dona famaranana (terminal shock)

Voazara ho faritra roa ny heliôsfera (faritra anjakan'ny rivo-masoandro). Mandeha farany izay haingana ny rivo-masoandro hatreo amin'ny 95AU eo ho eo, izay in-telon'ny fahalaviran'i Plotô ary ny Masoandro. Rehefa mihoatra izay izy dia mifandona amin'ny rivotry ny kintana hafa. Mihamoramora ny fandehanany, voahelingelina ny fahdehany. Fonomasoando no iantsoana io faritra ihamoramoran'ny fandehany io. Ny sisimasoandro no antsoina ny faritra anjavonan'ny rivo-masoandro avy amin'ny Masoandro.

Miankina amin'ny fifandraisany amin'ny fari-kabakabaka iraisan-kintana ny endriky ny sisimasoandro. Rehefa miala amin'ny sisimasoandro (230 AU miala amin'ny masoandro), dia ahitana onjan-dona izay faritra plasma avelan'ny Masoandro amin'ny diany ao amin'ny Lalana Mandronono.

Rahon'i Oort ary rahon'i Hills

Ny rahon'i Hills dia faritra heverina, eo anelanelan'ny fehin'i Kuiper ary ny rahon'i Oort.

Ny rahon'i Oort dia faritra heverina fa misy zavatra mivaingana mahery ny 1018 (iray miliara miliara) ary heverina fa toeram-piavian'ny kometa lava fotoana. Manomboka eo amin'ny 50 000 AU hatramin'ny 154 000 AU. Kely ny hafaingam-pihetsehan'ny zavatra ao amin'ny rahon'i Oort ary mety ho voahelingelin'ny kintana manakaiky, ny onja ara-bondron-kintana ary ny fifandonana ny fizotran'izy ireo.

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.