Fajiry: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 159 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q634
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Solar planets.jpg|200px|right|thumb|Ireo fajiry akaiky]]
[[Sary:Solar planets.jpg|200px|right|thumb|Ireo fajiry akaiky]]


Ny '''fajiry''' dia [[zavatra ara-kainkintana]] izay mihodikodina manodidina ny kintana izay milanja iray tapitrisa ny lanjan'ilay fajiry. Ampy lanja ny fajiry mba tsy hiparitahan'ny [[zaka]]ny eraky ny [[habakabaka]]. Ny hery manintona ny zaka no maha-boribory ny fajiry.
Ny '''fajiry''' na '''planeta''' dia [[zavatra ara-kainkintana]] izay mihodikodina manodidina ny kintana izay milanja iray tapitrisa ny lanjan'ilay fajiry. Ampy lanja ny fajiry mba tsy hiparitahan'ny [[zaka]]ny eraky ny [[habakabaka]]. Ny hery manintona ny zaka no maha-boribory ny fajiry.


Ireto ny anaran'ny planeta ao amin'ny lamin'ny [[Masoandro]]: i [[Merkiora|Merkora]], i [[Venosy]], ny [[Tany]], i [[Mars (fajiry)|Marsa]], i [[Jopitera]], i [[Satorina|Satorna]], i [[Oranosy]] ary i [[Neptona|Neptone]].

<br />
[[sokajy:hainkintana]]
[[sokajy:hainkintana]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Febroary 2019 à 16:02

Ireo fajiry akaiky

Ny fajiry na planeta dia zavatra ara-kainkintana izay mihodikodina manodidina ny kintana izay milanja iray tapitrisa ny lanjan'ilay fajiry. Ampy lanja ny fajiry mba tsy hiparitahan'ny zakany eraky ny habakabaka. Ny hery manintona ny zaka no maha-boribory ny fajiry.

Ireto ny anaran'ny planeta ao amin'ny lamin'ny Masoandro: i Merkora, i Venosy, ny Tany, i Marsa, i Jopitera, i Satorna, i Oranosy ary i Neptone.