Ova-matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''[[ova-matoanteny]]''' dia endriky ny [[matoanteny]] izay sady afaka mitana ny anjara asan'ny matoanteny no afaka mitanasy ny anjara asan'ny [[mpamari-toetra]].
Ny '''[[ova-matoanteny]]''' dia endriky ny [[matoanteny]] izay sady afaka mitana ny anjara asan'ny matoanteny no afaka mitanasy ny anjara asan'ny [[mpamari-toetra]].

== Filazam-potoana sy fanehoan-javatra ary fiendrika ==
== Filazam-potoana sy fanehoan-javatra ==

=== Filazam-potoana sy fanehoan-javatra ===
=== Filazam-potoan'ny ova-matoanteny ===

==== Filazam-potoan'ny ova-matoanteny ====
Ao amin'ny fitsipiteny mahazatra dia anarany fotsiny ny filazana ny endriky ny ova-matoanteny ho filazam-potoana. Amin'ny ankapobeny, na ny ova-matoanteny ankehitriny na ny ova-matoanteny lasa dia tsy milaza fotoana fa milaza [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]]: ny ankehitriny ho an'ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra tsy efa]] fa ny lasa ho an'ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra efa]].

Andalana faha-14: Andalana faha-12:
Amin'ny fiteny sasany toy ny fiteny latina dia misy koa ny ova-matoanteny hoavy, ankoatry ny ova-matoanteny ankehitriny sy ny ova-matoanteny lasa ka azo raisina ohatra ny hoe ''morituri'' ("ireo izay ho faty") izay ova-matoanteny hoavin'ny hoe ''morire'' ("maty")

==== Ova-matoanteny enti-mamorona endri-pilazam-potoana ====
=== Ova-matoanteny enti-mamorona endri-pilazam-potoana ===
Ao amin'ny fiteny sasany dia ampiasaina miaraka amin'ny [[matoanteny andry]] ny ova-matoanteny mba hahazoana ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] na/sy ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]] sasany.

Andalana faha-23: Andalana faha-21:
Ao amin'ny fiteny anglisy ihany dia ampiasaina miaraka amin'ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''be'' ny ova-matoanteny ankehitriny (-''ing'') mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny [[Fanehoan-javatra mitohy sy tsy mitohy|fanehoan-javatra mitohy]] toy ny filazam-potoana ankehitriny mitohy (anglisy: ''present continuous'') sy ny filazam-potoana lasa efa (anglisy: ''past continuous'') sns.

=== Ova-matoanteny sy fiendrika ===
== Ova-matoanteny sy fiendrika ==

==== Fiendriky ny ova-matoanteny ====
=== Fiendriky ny ova-matoanteny ===
Ao amin'ny fiteny sasany misy an'io endri-matoanteny io dia misy karazany roa ny ova-matoanteny raha ny [[fiendrika]] no resahina, dia ny atao hoe ova-matoanteny mañano sy ny ova-matoanteny anoina.
Ao amin'ny fiteny sasany misy an'io endri-matoanteny io dia misy karazany roa ny ova-matoanteny raha ny [[fiendrika]] no resahina, dia ny atao hoe ova-matoanteny mañano sy ny ova-matoanteny anoina.

Amin'ny fiteny frantsay, ho an'ireo matoanteny mihatra dia amin'ny [[Fiendrika mañano|fiendrika manano]] ny ova-matoanteny ankehitriny (ohatra: ''La fille chant'''ant'''e'') fa amin'ny [[Fiendrika anoina|fiendrika anoina]] kosa ny ova-matoanteny lasa (ohatra: ''Les chansons chant'''é'''es''). Torak'izany koa ny miseho amin'ny fiteny anglisy, ho an'ireo matoanteny mihatra dia amin'ny [[Fiendrika mañano|fiendrika manano]] ny ova-matoanteny ankehitriny fa amin'ny [[Fiendrika anoina|fiendrika anoina]] kosa ny ova-matoanteny lasa.

==== Ova-matoanteny ampiasaina hahazoana fiendrika ====
=== Ova-matoanteny ampiasaina hahazoana fiendrika ===
Ao amin'ny fiteny sasany koa dia ampiasaina miaraka amin'ny [[matoanteny mpanampy]] ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny [[fiendrika]] anoina mifandraika amin'ny matoanteny amin'ny fiendrika mañano. Ao amin'ny fiteny frantsay dia ampiasaina ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''être'' ampiana ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina. Ao amin'ny fiteny anglisy dia ampiasaina toy izany koa ny [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] ''be'' ampiana ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina.

=== Ova-matoanteny ao amin'ny fiteny rosiana ===
== Ova-matoanteny ao amin'ny fiteny rosiana ==
Ao amin'ny fiteny rosiana dia miavaka tsara ny filazam-potoana sy ny fiendrika raha ny ova-matoanteny no resahina, ka misy ny '''ova-matoanteny ankehitriny manano''' sy ny '''ova-matoanteny ankehitriny anoina''' sy ny '''ova-matoanteny lasa manano''' ary ny '''ova-matoanteny lasa anoina'''. Ankoatr'izany dia mifandrindra amin'ny filaza isa sy ny kilahivavy ny ova-matoanteny rosiana.

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Febroary 2019 à 05:50

Ny ova-matoanteny dia endriky ny matoanteny izay sady afaka mitana ny anjara asan'ny matoanteny no afaka mitanasy ny anjara asan'ny mpamari-toetra.

Filazam-potoana sy fanehoan-javatra

Filazam-potoan'ny ova-matoanteny

Ao amin'ny fitsipiteny mahazatra dia anarany fotsiny ny filazana ny endriky ny ova-matoanteny ho filazam-potoana. Amin'ny ankapobeny, na ny ova-matoanteny ankehitriny na ny ova-matoanteny lasa dia tsy milaza fotoana fa milaza fanehoan-javatra: ny ankehitriny ho an'ny fanehoan-javatra tsy efa fa ny lasa ho an'ny fanehoan-javatra efa.

Ny ova-matoanteny ankehitriny ao amin'ny fiteny frantsay dia miafara amin'ny -ant (ohatra: marchant, parlant, mangeant, perdant, finissant) fa ny ova-matoanteny lasa kosa dia manana endrika isankarazany arakaraka ny matoanteny (ohatra: marché, parlé, mangé, perdu, fini).

Ny ova-matoanteny ankehitriny ao amin'ny fiteny anglisy dia miafara amin'ny -ing (ohatra: walking, speaking, eating) fa ny ova-matoanteny lasa kosa dia manana endrika isankarazany arakaraka ny matoanteny (ohatra: walked, spoken, eaten).

Amin'ny fiteny sasany toy ny fiteny latina dia misy koa ny ova-matoanteny hoavy, ankoatry ny ova-matoanteny ankehitriny sy ny ova-matoanteny lasa ka azo raisina ohatra ny hoe morituri ("ireo izay ho faty") izay ova-matoanteny hoavin'ny hoe morire ("maty")

Ova-matoanteny enti-mamorona endri-pilazam-potoana

Ao amin'ny fiteny sasany dia ampiasaina miaraka amin'ny matoanteny andry ny ova-matoanteny mba hahazoana ny filazam-potoana na/sy ny fanehoan-javatra sasany.

Ao amin'ny fiteny frantsay dia ampiasaina miaraka amin'ny matoanteny mpanampy avoir (na être) ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny fanehoan-javatra efa toy ny lasa tambatra (frantsay: passé composé) sy ny lasan'ny lasa (frantsay: plus-que-parfait) sns.

Ao amin'ny fiteny anglisy dia ampiasaina miaraka amin'ny matoanteny mpanampy have ny ova-matoanteny lasa (-ed sns) mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny fanehoan-javatra efa toy ny filazam-potoana ankehitriny efa (anglisy: present perfect) sy ny filazam-potoana lasa efa (anglisy: pluperfect na past perfect) sns.

Ao amin'ny fiteny anglisy ihany dia ampiasaina miaraka amin'ny matoanteny mpanampy be ny ova-matoanteny ankehitriny (-ing) mba hahazoana ireo filazam-potoana amin'ny fanehoan-javatra mitohy toy ny filazam-potoana ankehitriny mitohy (anglisy: present continuous) sy ny filazam-potoana lasa efa (anglisy: past continuous) sns.

Ova-matoanteny sy fiendrika

Fiendriky ny ova-matoanteny

Ao amin'ny fiteny sasany misy an'io endri-matoanteny io dia misy karazany roa ny ova-matoanteny raha ny fiendrika no resahina, dia ny atao hoe ova-matoanteny mañano sy ny ova-matoanteny anoina.

Amin'ny fiteny frantsay, ho an'ireo matoanteny mihatra dia amin'ny fiendrika manano ny ova-matoanteny ankehitriny (ohatra: La fille chantante) fa amin'ny fiendrika anoina kosa ny ova-matoanteny lasa (ohatra: Les chansons chantées). Torak'izany koa ny miseho amin'ny fiteny anglisy, ho an'ireo matoanteny mihatra dia amin'ny fiendrika manano ny ova-matoanteny ankehitriny fa amin'ny fiendrika anoina kosa ny ova-matoanteny lasa.

Ova-matoanteny ampiasaina hahazoana fiendrika

Ao amin'ny fiteny sasany koa dia ampiasaina miaraka amin'ny matoanteny mpanampy ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina mifandraika amin'ny matoanteny amin'ny fiendrika mañano. Ao amin'ny fiteny frantsay dia ampiasaina ny matoanteny mpanampy être ampiana ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina. Ao amin'ny fiteny anglisy dia ampiasaina toy izany koa ny matoanteny mpanampy be ampiana ny ova-matoanteny lasa mba hahazoana ny fiendrika anoina.

Ova-matoanteny ao amin'ny fiteny rosiana

Ao amin'ny fiteny rosiana dia miavaka tsara ny filazam-potoana sy ny fiendrika raha ny ova-matoanteny no resahina, ka misy ny ova-matoanteny ankehitriny manano sy ny ova-matoanteny ankehitriny anoina sy ny ova-matoanteny lasa manano ary ny ova-matoanteny lasa anoina. Ankoatr'izany dia mifandrindra amin'ny filaza isa sy ny kilahivavy ny ova-matoanteny rosiana.

Ohatra: matoanteny чита́ть ("mamaky")

Ova-matoanteny ankehitriny manano

  • читающий ("mamaky")

Ova-matoanteny lasa manano

  • читавший ("namaky")

Ova-matoanteny ankehitriny anoina

  • читаемый ("vakina")

Ova-matoanteny lasa anoina

Ireto misy fehezanteny ohatra;

  • Де́вушка, чита́ющая тут кни́гу, – моя́ сестра́ ("Ilay zazavavy mamaky an'ity boky ity dia anabaviko") (Ova-matoanteny ankehitriny manano).
  • Де́вушка, чита́вшая тут кни́гу, забы́ла свой телефо́н ("Nanadino ny findainy ilay zazavavy namaky an'ity boky ity") (Ova-matoanteny lasa manano).

Jereo koa: