Fitsanganan-ko velona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[fitsanganan-ko velona]] na [[Fitsanganan-ko velona|fitsangana amin'ny maty]] dia ny fiverenan'ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin'ny fiainana mandrakizay. Mino ny fitsanganan-ko velona ny [[Kristianisma|Kristiana]] sy [[Silamo]]. Misy ampahany amin'ny mpanaraka ny [[fivavahana jiosy]] izay tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty, isan'izany ny [[Sadoseo]]. Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny [[fivavahana zoroastriana]] sy ny fivavahana tany Egipta taloha.
Ny [[fitsanganan-ko velona]] na [[Fitsanganan-ko velona|fitsangana amin'ny maty]] dia ny fiverenan'ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin'ny fiainana mandrakizay. Mino ny fitsanganan-ko velona ny [[Kristianisma|Kristiana]] sy ny [[Silamo]]. Misy ampahany amin'ny mpanaraka ny [[fivavahana jiosy]] izay tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty, isan'izany ny [[Sadoseo]]. Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny [[fivavahana zoroastriana]] sy ny fivavahana tany Egipta taloha.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Febroary 2019 à 04:52

Ny fitsanganan-ko velona na fitsangana amin'ny maty dia ny fiverenan'ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin'ny fiainana mandrakizay. Mino ny fitsanganan-ko velona ny Kristiana sy ny Silamo. Misy ampahany amin'ny mpanaraka ny fivavahana jiosy izay tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty, isan'izany ny Sadoseo. Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny fivavahana zoroastriana sy ny fivavahana tany Egipta taloha.

Jereo koa: